Mbola lay reportage tao @ TF1 iany

61. watafon ( 27/04/2006 16:57)
nga moa misy bedy zany ato ! :wink:
62. fijo ( 28/04/2006 03:34)
fiffi an,rehefa eto anie dia efa manao zavatra izay e;
adidy,ka tsimaintsy jerena ny rehetra ko
63. Fiffi ( 28/04/2006 19:18)
fijo: de hoe zany ve no hatao hoe miandry tanana ? :-D:-D:-D aza mandainga eo fa fantatra anie ny tadiavinao eh! sa tsy zany ry wata ? :-D:-D:-D
wata: aleo akia isika hiafina fa be ny mpitsikilo eh ? :-D:-D sao dia hanaovany reportage eo isika :-D:-D de ny titra hoe " ny fiandrasana tanana" :-D:-D
64. watafon ( 29/04/2006 03:28)
Fiffi: aza hitako k misy hamoaka télé mitsy ! hehe ; d aleo ary hilamina alou e! :-*:-*
65. Fiffi ( 29/04/2006 04:50)
wata: ka rehefa manao reportage anie tsy maintsy halefa ao @ télé eh! de avy eo hisy titra ngezabe indray ato @ forum , :-D:-D:-D
66. watafon ( 29/04/2006 17:14)
:-D:-D:-D d zay mitsy aza no mety hitranga an ! fa revetsika milay fôna izy e! sa ? hainao v io tonokira io ?
67. Fiffi ( 29/04/2006 19:15)
wata: na tsy aiko aza de enao zany efa mahafantatra an'io de reventsika fotsiny zao eh! :-D:-D:-D
68. fijo ( 30/04/2006 18:37)
fiffi an ,mba avelao wa za hiandry tanana fa aza rarana rehefa mazoto
69. Fiffi ( 30/04/2006 18:47)
midongy hiandry tanana indray i fijo an! :-D:-D:-D
70. fijo ( 30/04/2006 19:08)
dien'ny mazoto ko
71. Fiffi ( 01/05/2006 04:01)
de hiaraka hiandry tanana @ iza ? :-$ :-D:-D
72. watafon ( 04/05/2006 17:00)
:-D:-D:-D
73. Fiffi ( 05/05/2006 04:10)
wata: :-D:-D:-D:-D ka hiandry tanana ve akia de ho irery kosa ? :-D:-D:-D
fijo: @ iza wa ? :-D:-D:-D
74. watafon ( 05/05/2006 17:05)
io fa tsy mety miteny :-D:-D
75. Fiffi ( 05/05/2006 20:12)
:-D:-D:-D be fika ! :-D:-D
76. fijo ( 05/05/2006 20:49)
ka ny ahy tsotra ka,asiana hena be ao,bek's mangatsiaka tsara,dia tsara ambina io tanana io.raha misy sipa hafaka hijanona koa moa vao miha lafatra
77. Fiffi ( 06/05/2006 04:28)
aza mody manova resaka eo ry fijo aaahhh !! :-D:-D tsy io ange no nanontaniana andry fa hoe "iza" eh! mody hatao resaka hena sy bek's indray no hatao fa tsy sahy milaza an! :-D:-D:-D:-D:-D matahotra angaha ny hanaovanay sy wata reportage ?:-D:-D:-D
78. watafon ( 06/05/2006 12:32)
hehe! mbola mety ho ela ndray angamba lesy ry fijo vao misy fiandrasan-tanàna k ! fa le teo iny alou nilay k ! sa ahoana akia ry Fiffi ?:-D:-D:-D
79. fijo ( 06/05/2006 20:12)
fiffi an,efa hoe hena ko ndry ko tssssss
wata an,ndana klo nareo mba mandeha indray dia avelao aho hiandry tanana e
80. Fiffi ( 06/05/2006 20:41)
wata: tena nilay be kosa aloha iny an! de nitsiriritra kely ery i fijo :-D:-D de hoe izy indray hono no hiandry tanana! io ary fa hasainy mandeha mihintsy isika an! :-D:-Dfijo: fa iza hoa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1682