Mbola lay reportage tao @ TF1 iany

101. watafon ( 20/05/2006 17:47)
fijo : hehe ! hitondranay elà e!
102. fijo ( 20/05/2006 20:40)
mandra pahatonganareo ve tsy efa vita ny amiko kle
103. watafon ( 23/05/2006 18:54)
tsy ela zay k ! zaaaaayyy , tonga sahady k !:-D:-D
104. Fiffi ( 23/05/2006 19:19)
forcément nadabok'i wata tany @ dezaka zah ! :( de io izy niverina sahady io ! :-D:-D:-D:-D
105. watafon ( 28/05/2006 15:21)
:-D:-D:-D isika ary zao miara-tonga zao kou !
106. Fiffi ( 29/05/2006 05:21)
hay tokoa moa ? :-D:-D:-D:-D
fijo: hummm ! de nanao ahoana ny tato ? :-D:-D
107. watafon ( 30/05/2006 18:21)
tsy hita tsony koa e!
108. Fiffi ( 30/05/2006 19:44)
nanjavona indray re fijo eh! anjekaky ooo :{:{:{ nanararotra hoe tafaverina ve isika de nipitika ? :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1121