Mbola lay reportage tao @ TF1 iany

81. watafon ( 07/05/2006 17:02)
:-D:-D:-D
82. Fiffi ( 07/05/2006 19:12)
ka ny loza anie de mi-insiste loatra i fijo hoe mandehana ianareo eh! heverina fa tsy ho fantantsika aza ny zavatra hataony eto !
fijo: iza hoaaaaaaaa ???? (bitsibitsio ahy fa tsy lazaiko an'i wata hanaovany reportage) :-D:-D:-D:-D
83. watafon ( 08/05/2006 03:30)
sa handeha tokoa isika d hohita eo ze ataon'i fijo e? :-D
84. Fiffi ( 08/05/2006 05:29)
wata: anadao ary ! de homano ny kaméra hanaovana reportage!:-D
85. watafon ( 08/05/2006 16:36)
efa vonona hatry ny ela k !:-D:-D:-D
86. Fiffi ( 09/05/2006 07:23)
wata: jereo kely ange ity eh! http://www.odysseesauvage.com/fosgallerie/index.htm
87. watafon ( 11/05/2006 18:59)
Fiffi: tsara lesy le madagasikara e?
88. Fiffi ( 12/05/2006 09:39)
wata: tena manja an! hiaraka ho any ve hanao reportage kely sa ... ? :-D:-D de @ zay avela i fijo hiandry tanana ? :-D:-D:-D:-D
89. watafon ( 12/05/2006 13:44)
hihihi! ndao kou maninn mou?:-D
90. Fiffi ( 12/05/2006 19:11)
raikitra zany ! :)
91. watafon ( 13/05/2006 10:15)
d rôvina ary ? :*
92. Fiffi ( 13/05/2006 13:56)
wata: i fijo aza tsy hita izay nalehany koh! de tsy afaka mihetsika eto aloh zany isika mandram-piveriny koh! nefa zah zany efa maika be ery ! :-D:-D:*:*:*
93. watafon ( 13/05/2006 17:44)
kiiii! zany angaha moa? ary i veloo moa zany dtsy hita intsony tokoa an?
94. Fiffi ( 13/05/2006 19:16)
i Veloo akia de tsy fantatra mihintsy hoe ahoana na ahoana fa tsy hita intsony mintsy ! so de lasa nanaraka an'i fijo niandry tanana any an-kafa ? :-D:-D:-D non vazi2 ny ahy iny fa tena tsy hay mihintsy hoe ahoana an!
95. fijo ( 13/05/2006 20:57)
ndana amin'izay nareo ka,efa nahazo vatsy aho ka.
96. Fiffi ( 14/05/2006 12:40)
fijo: hihihihih tandremo ary fa hanao reportage izahay an!
wata: la voie est libre :-D:-D:-D:-D:-D hanainga @ zay ve ? hummm :-D:-D:-D
97. watafon ( 15/05/2006 08:44)
:-D:-D Fiffi: on y va ! ohatran'ny tsy teo mitsy k :*
fijo: d endraso tsara ary ny tanàna fa elaela zay vao hiverina an ! d inn alou le vatsy azon'là ao e?
98. Fiffi ( 15/05/2006 10:28)
wata: :* départ!
fijo: io wata manao anao de zah de zany ! :)
99. watafon ( 16/05/2006 18:54)
Fiffi: :-D:-D:*:*:*
fijo: mandra-pihaona e!
100. fijo ( 17/05/2006 20:27)
fa aza variana any,fa raha vao lany ny kaly ato dia tsimaintsy hitady indray aho,ka tsy hoeto an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1291