VISA de sorti
1. Falzar
(
10/04/2006 11:10)
Tena mampalahelo wa ry 'reto 'ty lalàna navoakan'i Sarkozy ity e! Aiza ve ko d'zay farany mahay ihany no afaka hivoaka aty an-dafy, en + mbola mila ny fankatoavan'ny fanjakana MLG indray 'zay vao ekena ny VISA. Manahirana e! Sa mba ahoana ny hevitrareo ?
novalian'i fijo ny 28/04/2006 19:47
2. Fiffi
(
10/04/2006 11:35)
mampalahelo , manahirana marina , saingy hatraiza hatraiza aloha dia tena miady mafy daholo ny firenena @ io , saingy raha momba ny fianarana kosa aloha dia tena tsy rariny eh! http://levif.free.fr/dossiers/loisarko.htm
3. narri
(
10/04/2006 19:49)
aza gaga am lafrantsa ry reto a.firenena be fiaratsarambelatsihy ity lafrantsa ity saingy isika moa tsy de mahay afatsy ity teny frantsay ity ka tsy afa mankaiza....tsiriritina ity la frantsa ity fa ny tena marina babilona be eto , tanin ny tsy misy Andriamanitra.......
5. Falzar
(
14/04/2006 09:56)
Fa i Fijo 'ty ve nahoana e? Tena marina ve fa tsy fantatr'i Fijo ny fisian'Andriamanitra e? MAMPALAHELO 'ZANY
6. Falzar
(
14/04/2006 09:59)
Tena miombon-kevitra @n-dry 100% akia ia Fiffi a!
De misotra @ le "LOIS SARKOZY"fa tena nampitombo ny fahalalako le izy an!
De misotra @ le "LOIS SARKOZY"fa tena nampitombo ny fahalalako le izy an!
7. fijo
(
14/04/2006 19:53)
falzar an,misy tokoa ve?
efa nisy nahita ve?
efa nisy naheno ny fehony ve?
efa nisy nahita ny toerana misy azy ve?
efa nisy nahita ny momba azy ve?
lahy sa vavy?
raha voavaly ireo dia mety hino ihany aho.
efa nisy nahita ve?
efa nisy naheno ny fehony ve?
efa nisy nahita ny toerana misy azy ve?
efa nisy nahita ny momba azy ve?
lahy sa vavy?
raha voavaly ireo dia mety hino ihany aho.
8. sahonfra
(
16/04/2006 05:50)
TSY HAIKO INTSONY ISIKA RAMALAGASY
Sorena isika @ "LOI SARKOZY", lazaintsika fa mbola manjanaka @ lafiny rehetra RAVOZONGO,izay "Terme péjoratif" rehetra dia hapetaka @ ireo vahiny.
Koa inona no mbola hijanonanareo any ivelany any é. Mody daholo Rangaha aty Dago hiaraka hiafy sy hiady ady an-tanindrazana a.Tadidio koa anefa izahy aty rehefa hanal'azy dia "REVIN'NY GASY KA MANJA an"
Izahay tsy mihaina @ confortnd-RAVOZONGO satria tsy matérialiste fa tairinay @ bekx sy masikita ery @ sisiny dia efa lafatra tsy mifidy io revy io na cadre na tsy fa dia izay é;;;;;