Rubik's cube

1. lapino ( 08/04/2006 15:02)
Firy minitra/ora/andro no handaminanao rubik's cube iray? Andramo kely ange! Dia mba lasa ihany ny saiko hoe ahoana àry no fomba fisain'itony olona itony:
http://www.dailymotion.com/video/640x480/107491
http://www.dailymotion.com/relevance/search/cube/video/107919
http://www.dailymotion.com/relevance/search/cube/video/70479
http://www.dailymotion.com/relevance/search/cube/video/45375

Ary kely maso daholo ry lerony an!
(hitako tao amin'ny blaogin'i rrdo ilay rohy)
novalian'i pissoa ny 11/04/2006 11:17
2. pissoa ( 08/04/2006 15:28)
Ka efa voasoratra anie ny fikafika fampiasa rehefa milalao an'io e! Dia ny fahazarana koa ohatra miasa betsaka kah. Toy ny mitendry an'ity keyboard ity ihany e ... mitsipona akory alou, dia mivoatra, dia farany tsy mijery intsonyyyyyyy
3. diamondra27 ( 08/04/2006 16:06)
tsy maintsy dinihina aloha le cube, de avy eo @zay atao ny trategie, de bon courage fa 'za manana ny méthode an'io fa very le izy
4. hery ( 08/04/2006 19:05)
12 segondra kosa gravy k'le...
5. lapino ( 08/04/2006 19:52)
Nefa mbola bandy kely lery an!
Ilay mitampi-maso koa no tena mampiaiky 8O. Tsy very am'lery ny repere na dia efa mihodina ka mihodina aza le zavatra. Ankoatra an'ilay izy alamina tsy an-kijery io an!

Pissoa, mba efa lentany ambonimbony noho ny mitendry keyboard kosa io e! 8)
6. Herimiafina ( 08/04/2006 20:36)
Raha mahatafavoaka azy indray mipalaka, indray amndeha tsy misy entrainement dia favy be! raha efa nanao entrainement kanefa ka hay tsianjery ny geste rehetra dia vitan,ny sarababembahoana soa amantsara!
Ahan :@:@
7. Fiffi ( 09/04/2006 05:36)
tena dadany indray zany an! mihaiky aho ry zareo an!
8. pissoa ( 09/04/2006 07:59)
lapino, nanao fanoharana fotsiny zah hoe miasa be koa ny fahazarana kah ... fa tsy hoe mitovy akory! :-*:-*
9. diamondra27 ( 09/04/2006 11:45)
misy teknika oa io, de misy boky kely zay navoaka hoe: solution an'io jeu io

ka na atao ahoana le position-ny de vita foana le izy
10. Fiffi ( 09/04/2006 12:16)
vita ho azy foana fa 12s zany tena mazana zany an!
11. dadabe ( 09/04/2006 12:20)
mazana marina kle , tahaka ny echec ihany io e, atao tsianjery hoe raha vao ity no mihetsika de avy dia manao " ouverture anglaise" ohatra de 3 coups de vita ets...ets...:°)
12. vale ( 09/04/2006 15:17)
ssss efa laniny tsenjery re ny fanaovana azy eh!
13. lapino ( 09/04/2006 15:32)
Tena tsy voaanatra tsianjery daholo ny tranga rehetra mety hiseho amin'io e kle! Vao mainka mafy be izay mahanatra tsianjery an'io.
pissoa, :-*:-*
14. pissoa ( 09/04/2006 16:00)
Gravy kousa ry zareo le 12 segondra an!

Tsy aleoko mianatsa histo-zeo toy izay mianatsa an'io :roll::roll::roll:
15. vale ( 09/04/2006 19:06)
:roll::roll:
16. Fiffi ( 09/04/2006 19:52)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 09/04/2006 21:57)
Ahan :@:@
Ny ahy ry reto na bokotra pataloha aza mety tsy hitako izay lavaka ampidirana azy klé, maika fa iny efajoro be iny! Ahan :@:@
18. Fiffi ( 10/04/2006 03:37)
=))=))=))=))=))=))=))
19. dadabe ( 10/04/2006 03:41)
aza mihetsika hoe toi Fiffi :°)
20. sasa ( 10/04/2006 03:59)
ary i HM ity rehefa tsy mahay an'le jeu ve d mifoka moly foana e :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4185