Rubik's cube
25. kala
(
10/04/2006 07:44)
pissoa >tena aleoko mianatsa teny sinoa sy arabo toy izay io ka:roll::oops:
HM > ajanony amin'izay hoa io :@ fa mbĂ´ ovay zvt hafa ndray :-*

26. Herimiafina
(
10/04/2006 17:46)
Ahan :@:@
Fa hono marina hoa e! Misy mahay milalao an'iny efajoro iny anagaha nareo, atsofoka aiza hono izy iny e? ahan :@:@

27. lapino
(
10/04/2006 19:35)
pissoa, tena marina fa lasa majorette le izy rehefa mahay azy! Nijery an'ity video ity za (fifaninanana tany japon): http://www.youtube.com/watch?v=PwLjnxzrdP0&search=rubik
14 segondra ny tompon-daka teo. Fa misy hatramin'ny sipa kely, tsy vao 5 na 6 taona iny? Mahavita mamaha an'ilay cube ve rangah!! :-w
Fa ilay fanodinan'le bandy iray hetsika anankitelo indray mipoaka koa no tena mahagaga!
Fa na izany aza ny saina mandeha alohan'ny tanana foana am'reny.

28. Fiffi
(
11/04/2006 07:31)
kala: efa nasiany ahan io an! fa aleko lavitra aloha hehehehe eh! :-D:-D sa tsy izany ry Herimiafina ?:*
lapino: fa tena chapeau ! kosa aloha an! zahmba nanandra indray io fa tena .... :-D:-D:-D tsy lasa eh! sady very koa ilay boky fanarahana azy dia tsy mahay intsony na dia hijanona afaka adin'ny firy eo aza .

29. pissoa
(
11/04/2006 11:17)
Gravy ry zareo ry lapino an! Fa na mazorety aza mahalasa ny saiko ihany ilay fotoana hahavitany azy kah ... de le kilonga kely :{:{:{
Hihihi, sady mihaino radio zah no nijery an'io teo de misy miteny amin'ny teny tsy fantatro tampoka zany, de gaga zah ... Elaela zah vao tonga saina oe hay ry kely maso kay izany :-D:-D:-D
Herimiafina :roll::roll: