hira ho telecharger-na

21. Herimiafina ( 09/04/2006 17:56)
Eeeeeh, mindrama ao amin'ny CRP ao fa ao mety misy, mivoah alahady izy io raha tsy diso zah de manome student card njy de afaka mihaino! ahan :@:@
22. cutie ( 09/04/2006 17:59)
maimaim-poana ve tssssssssss
tsy misy an'zany aty, aleoko mijanona @ zao.:lol:
23. Herimiafina ( 09/04/2006 18:18)
Ahan :@:@
Soarasoara izany ve tsy mankalohilohy be ry vaika! ahan :@:@
24. cutie ( 09/04/2006 18:22)
HM diso adiresy:twisted:
25. Herimiafina ( 09/04/2006 18:24)
Anjekaky oo :{:{
Miala tsiny, ahan :@:@
26. Fiffi ( 10/04/2006 03:40)
:roll:
27. xxx ( 12/04/2006 12:04)
Mifenty:


ka inona ary ilay serveur lazain'ialahy io e
o ra xxx ah,

misy an le serveur iny feno vazo gasy gratos

manorata aty amiko lah de meko anlah le adress



28. Fiffi ( 12/04/2006 12:08)
29. pervanche ( 17/04/2006 14:16)
Mifenty:

salut,
ahoana ilay serveur?mbola miandry foana ane!:P

o ra xxx ah,

misy an le serveur iny feno vazo gasy gratos

manorata aty amiko lah de meko anlah le adress



30. Fiffi ( 17/04/2006 16:08)
:roll:
31. danih ( 22/04/2006 10:40)
zahay koa aza mba mitady;-)
32. Fiffi ( 22/04/2006 10:47)
io ny radio vazo gasy eh! henohy ange eh! tsara ery zany hira henoko zany izao "i Iarivo"
33. mpisotrtoaka ( 24/02/2016 14:47)

hery:

Fa maninona no tsy mihaino ao amin'ny radiovazogasy.com fotsiny dia vita? misy hira 5000 ao ary tsy mila mandany fotoana mi-télécharger... isaky ny te hihaino dia mandefa radio :)

Izahay rangah tena tsy afaka mihaina aty am-piasana fa ahoana ny fomba fakana anle tantara a ! Tena any an-trano vao afaka fa bedy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3621