hira ho telecharger-na

1. xxx ( 06/04/2006 17:16)
mba omeo site-na hira azo telecharger-na gratuit ry 'reto an, ireny mba malaza ireny e, misaotra
2. Fiffi ( 06/04/2006 17:53)
gratuit ? tena mbola tsy nahita an'izany gratis zany aloha zah an! fa ny téléchargement zao efa tena lasa henjana be mihintsy fa efa no-voten'ny gouvernemanta ny loi momba an'io ka mitandrema hiany.:(:(
3. Herimiafina ( 06/04/2006 18:40)
Mijereva altavista.com dia misy hoe mp3 eo amin,ny barre de recherche de taper-o eo ilay hira dia izy no manoro ny lien misy ilay site misy azy. Ataovy mafimafy ny antivirus sy spy na de izanya za! ahummm ahummm :-w:-w
4. ravakamalala ( 06/04/2006 19:22)
:roll:
5. hery ( 06/04/2006 20:50)
Fa maninona no tsy mihaino ao amin'ny radiovazogasy.com fotsiny dia vita? misy hira 5000 ao ary tsy mila mandany fotoana mi-télécharger... isaky ny te hihaino dia mandefa radio :)
6. Fiffi ( 07/04/2006 04:45)
hery: f'ita hoa eh ? sady afaka mandahatra ko izay hira tiana henohina ! :)
7. Mifenty ( 07/04/2006 06:49)


o ra xxx ah,

misy an le serveur iny feno vazo gasy gratos

manorata aty amiko lah de meko anlah le adress
8. Fiffi ( 08/04/2006 14:00)
Mifenty: atsipazo kely aty zany hoe :wink:
9. cutie ( 08/04/2006 17:42)
ao @ radiomada feno sady afaka mijery clip koa:P
10. Herimiafina ( 08/04/2006 21:09)
Ahan :@:@
tsy mila manao abonement njay va zany ry bavy? ahan :@
11. Fiffi ( 09/04/2006 05:50)
herimiafina: mba avelao aloha io fa manetroka be eh! :-D:-D:-D:-D
12. cutie ( 09/04/2006 15:05)
Herimiafina [ Valio ] 09-04-2006 02:09:11
Lohateny : Re : hira ho telecharger-na
Ahan
tsy mila manao abonement njay va zany ry bavy? ahan
Miverina ery ambony
amdramo alou e:roll:
13. Herimiafina ( 09/04/2006 16:34)
Ahan :@:@
Fiffi: tsy aleon-dry io toy izay setroka gasoil sy echappement eny amin'ny arabe? ahan:@:@
Bavy cutie; okay ary fa handramako, matiko njy raha tsy mahita clip akory zah, ahan :@:@
14. cutie ( 09/04/2006 17:05)
efa nanandrana ve e:P
15. Herimiafina ( 09/04/2006 17:07)
Efa nanandrana de nahita, tsy matiko njay njy kah. ahan :@:@
Mon anabavy :-*:-*
16. cutie ( 09/04/2006 17:13)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mon anadahy henjy be :-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 09/04/2006 17:33)
Melsiii bavikely cutie :-*:-*:-*:-*. Ahan :@:@
18. cutie ( 09/04/2006 17:41)
za zao tena tsy afaka mijery kle :cry:
19. Herimiafina ( 09/04/2006 17:48)
Fa misy inona? :( ahan :@:@
20. cutie ( 09/04/2006 17:49)
adino ny headphone e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2496