HO AVY HITSIDIKA AN'I MADA NY FILOHA ALLEMAND...

1. 4mimananelatra ( 03/04/2006 18:58)
GUTTEN TAG !!
Miomàna indray izany ny mafy daka mpatory an-dalana fa ho darohan'ny mpiasan'ny fivondronana fa mahamenatra ny vahiny .. efa lasa zary ohatran'ny goûter fa dia atao ahoana moa e ,aza manody!!!

AUFDER ZEN!!!
novalian'i cutie ny 01/05/2006 23:02
2. fiaritiana ( 03/04/2006 19:39)
Ataovy hoe Ich liebe dich ny fivondronana dé tsy mandaroka!:-D:-D
3. booboo ( 03/04/2006 20:27)
4mimananelatra > Gutten Abend kouh ! :°)
4. LazaRandri ( 03/04/2006 23:25)
Teny inona daholo izany ry zareo? Ny ahy izao selamat petang sy selamat pagi no mba fantatro kely. hahaha
5. vancleef ( 04/04/2006 04:22)
4mimananelatra>> GUTTEN TAG !! guten Tag
AUFDER ZEN!!! auf wiedersehen
6. LazaRandri ( 04/04/2006 04:44)
vancleef> Ja genau! Trotzdem "auf Wiedersehen" schreibt Mann mit W oder? hahaha! Mba misy dikany ve aloha izany sa miteniteny foana kou aho e? hahaha
7. jajaf401 ( 04/04/2006 09:30)
zahay tsy mahay de tsy sahy miditra, hi hi hi
Sa azo atao @ teny hafa??????? :?::?::?:
8. dadabe ( 04/04/2006 09:54)
humm Tut mir leid das weiss ich nicht , ich habe keine Ahnung!

(tsy misy esitsety ity le ):evil:
9. cutie ( 04/04/2006 17:42)
rahoviana hono izy hitsidika ny Mada zany dadabe?:roll:
10. LazaRandri ( 05/04/2006 00:57)
Mba anaovy surprise izy hoe mahaliana antsika ny teniny.
Eny Ivato ohatra ny mpanao gazety rehefa miarahaba dia mba mampiasa teny allemand kely: Verschwinde! hahaha!
11. cutie ( 05/04/2006 13:06)
zahay tsy mahay teny allemand zany:evil:
12. fasaly ( 05/04/2006 14:32)
4mimananelatra:

GUTTEN TAG !!
Miomàna indray izany ny mafy daka mpatory an-dalana fa ho darohan'ny mpiasan'ny fivondronana fa mahamenatra ny vahiny .. efa lasa zary ohatran'ny goûter fa dia atao ahoana moa e ,aza manody!!!

AUFDER ZEN!!!


mba inona kou hono no handeha hataon'i ry RAINIBOTO any, andeha hamari-paritra tany any veuh:?:wink::roll::roll::roll::^) lasa any dooly ny tany fa.....:°)
13. LazaRandri ( 06/04/2006 01:27)
cutie:
zahay tsy mahay teny allemand zany
du bist huebsch! hahaha


14. cutie ( 06/04/2006 12:53)
du bist huebsch! hahaha

haiko ny dikan'io :-D:-D:-D:-D:-D
15. vancleef ( 06/04/2006 15:36)
fasaly> ...mba inona kou hono no handeha hataon'i ry RAINIBOTO any,..
Anisan'ny zavatra hataony any Dago dia hitondra ragidro lahy avy any Frankfurt fa misy ragidro vavy irery ao Tsimbazaza ka efa ho maty taranaka ilay rigidro.
16. cutie ( 06/04/2006 15:38)
vancleef :-D:-D:-D:-D
17. vancleef ( 06/04/2006 16:06)
Mbola tsy fantatro ra ho entiny miverina ilay ragidro lahy fa toa efa zatra mihinana saucisse (de Francfort) :-D :-D :-D :-D
18. cutie ( 06/04/2006 16:09)
dain,mety ho tamana akondro any Dago kosa izy koa :-D:-D:-D:-D
19. Achia ( 06/04/2006 19:24)
wisvedonkalangberka io no lba haiko e de misy kely ko ty volfagen :°)
20. kally ( 08/04/2006 06:50)
Ny sasany mimenomenona fa tsy misy mpampiasa vola tonga any Madagasikara, ny sasany manao ny fomba rehetra hampalaza an'i Madagasikara any ivelany, raha vao tsidihin'ny vahiny kely anefa i Madagasikara dia ranga daholo ny gasy hoe haninona aty? Inona ihany no tena tian'ilay gasy hatao e? Toa mba gasy aho fa tsy fantatro izay marina.
Excuseer maar ik spreek niet Duits.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3651