HO AVY HITSIDIKA AN'I MADA NY FILOHA ALLEMAND...
25. pissoa
(
10/04/2006 05:31)
:{:{:{:{:{ Tsy mahazo n'inn n'inn indray ny Gasy kely fa tafahoana ato ry Rainiboto mianakavy :roll::roll:
29. xxx
(
10/04/2006 18:33)
Raha azoko tsara izany ka hidirako ny resak'i Herimiafina sy Cutie dia hoe :
HM Dank je aan me?
Dia hoy HM hoe : alle dag mijn vriendin Cutie! en jouw?
Kiàla Blà
HM Dank je aan me?
Dia hoy HM hoe : alle dag mijn vriendin Cutie! en jouw?
Kiàla Blà
31. xxx
(
11/04/2006 07:34)
Ka efa hoe alaivo ara-keviny amin'ireo nandikako azy ireo ka inona ahoana ary? Kià blà ny anarako fa tsy xxx.
33. lamie
(
11/04/2006 12:10)
mahavariana foana fa raha vao misy vahiny tonga aty dago, minana ny gasy kely, hypocrite ny gasy, ny fanjakana io fa mody diovina ny tanana, fa maninona aza raha isan'andro ny fandiovanae???omena tany amboleny reo 4'miiiiiiiiiiii reo? zany no maha be mpangalatra sy mpangarom-paosy ange,
35. Herimiafina
(
11/04/2006 15:19)
lamie:
mahavariana foana fa raha vao misy vahiny tonga aty dago, minana ny gasy kely, hypocrite ny gasy, ny fanjakana io fa mody diovina ny tanana, fa maninona aza raha isan'andro ny fandiovanae???omena tany amboleny reo 4'miiiiiiiiiiii reo? zany no maha be mpangalatra sy mpangarom-paosy ange,
Izay akia ilay hoe mihatsara velatsihy an! tsy gasy ianao raha tsy mahay an'io satria ny ntaolo no mpanao an,io, rehefa misy vahiny tonga vao velarina ilay tsihy mbola vaovao sy madio tsara hanindriana ilay efa maloto, satria manome haja ilay vahiny hono izay. de teo no teraka ilay teny hoe Mihatsara izany velatsihinareo izany an, anjaranao ny mamantatra na tsar na rsaty izany fa zah aloha miteny hoe tsara izany sinon bordelika be foana ny fiainana! ahan :@:@
36. cutie
(
11/04/2006 17:22)
fa nga ny gasy ihany no atao we mihatsaravelatsihy misy koa ny vahiny mpihatsaravelatsihy mitsy
37. Herimiafina
(
11/04/2006 17:56)
Ny an'ny vahiny indray tsy tsihy kah! hafa mihintsy nya zy fa tsy tsihy no velariny! Azonao angamba ny tiako hambara :wink: ahan :@:@
39. LazaRandri
(
20/04/2006 04:26)
Herimiafina:
Ahan :@:@
Aleo ho avy ny rainiboto mba hisy lanonana e!
LR-cutie :-w:-w
Ahan :@:@
misy tsy aritr'i herimiafina amiko mihitsy e! Ary amin'ny diaspora lazaina fa LR=..., eto indray dia inona izao ny dikan'io? hahaha!
