fonjan'ANTANIMORA mampalahelo tokoa!!!
1. petsambava
(
03/04/2006 19:37)
Asa mbà mangataka ny webmaster ao @ dinika rehetra asiana hoe: tsy rariny, satria amiko raha eto @ tanàna fotsiny dia be no zavatra mbola tsy rariny .Isan'izany ny manjo ireo gadra ao ANTANIMORA izay miara-matory @ voalavo sy ny kongona ary ny parasy ary ny kadradraka...Mihaingo ambony tsikoko ihany ny mpitondra ankehitriny raha jeréna @ saina tsy miangatra..
aiza ve ka efa fonja efa t@ fanjanahantany anie io e sady efa tena tomefy olona tokoa ,ny hanina moa dia mangahazo 250g isan'olona isan'andro .AIZA NY ZON'OLOMBELONA!!!
http://www.wanadoo.mg/factu.php?sectionld=154
aiza ve ka efa fonja efa t@ fanjanahantany anie io e sady efa tena tomefy olona tokoa ,ny hanina moa dia mangahazo 250g isan'olona isan'andro .AIZA NY ZON'OLOMBELONA!!!
http://www.wanadoo.mg/factu.php?sectionld=154
novalian'i fijo ny 06/04/2006 03:29
2. Fiffi
(
03/04/2006 19:45)
fa inona hono no jerena ao ry petsambava ? toa tsy misokatra ? hatraiza hatraiza kosa aloha dia ahitana an'io foana hoe "tsy rariny" io eh! saingy marina kosa aloha ny anao fa tena mba tsy rariny izany nefa inona no azo hatao ? tokony hisy fihetsehana kely angamba hataon'ny olona mba hanaitra ny mpitondra sa ahoana ?
3. vale
(
03/04/2006 20:07)
petsambava: toa ny logo fotsiny ny miseho?...
mampalaelo marina rah izany ny zava-misy, dia ny aza mba migadra any ihany izany e:)
mampalaelo marina rah izany ny zava-misy, dia ny aza mba migadra any ihany izany e:)
4. lemenakely
(
03/04/2006 20:15)
article ao @ wanadoo.mg tokoa io mbà jereo anie fa tena mahalàsa saina tokoa
5. petsambava
(
03/04/2006 21:27)
sanatria ireo gidro ao TSIMBAZAZA aza mbola mihinana sy misy idirana!!!
7. pika
(
04/04/2006 09:51)
ka inona ary no azo hatao eh ?:roll:
efa mba isany fitarainana heverina fa ho tonga eo ampotontsofin'ny mpitondra angamaba izao enga anie
ao koa moa ny efa 2taona no tao nefa mbola tsy voatsara foana nefa dia misy ny torotoroka fotsiny no nahatonga azy teny, ny sasany rehefa voatsara dia kely noho ny efa nijanonany teny ny saziny
ny mahitahita ihany no .....
9. soasoafy
(
04/04/2006 13:17)
Misy tena mapalahelo tokoa @'reo voafonja ireo(oh:reo olona voaendrikendrika fotsiny);fa ho an'ireo mpanendaka sy mpamono olona kosa aloha de mendrika ho azy e, satri nampitondra faisana ny sarambabembahoaka ry zareo de rariny ra endroit ohatrireny no asiana azy, fa ny tena mapalahelo hoy aho de ireo olona tsy meloka akory nefa voagadra
10. Fiffi
(
05/04/2006 05:30)
tena mapalahelo hoy aho de ireo olona tsy meloka akory nefa voagadra ahoana indray zany ?
11. fijo
(
06/04/2006 03:29)
aty frantsa aza tany lazaina fa mandroso ,mihaiky ny mpiaro ny zon'olom belona fa tena efa tsy izy intsony fi fonja.
maika fa any.
maika fa any.
