Lakozia Malagaziatika ;-)

1. LazaRandri ( 04/04/2006 02:03)
satay amin'ny anamamy.
novalian'i Fiffi ny 17/04/2006 06:02
2. Fiffi ( 04/04/2006 04:16)
satay amin'ny anamamy.
:roll::roll:
3. LazaRandri ( 04/04/2006 04:41)
matsiro io Fiffi a! Lakozia malagaziatika tena milay. hahaha!
4. kinaoly ( 04/04/2006 07:42)
inn ndray ty satay ? :{
5. vale ( 04/04/2006 09:02)
sao dia te hiteny ratsy ary ry laza izany,:lol:
6. pika ( 04/04/2006 09:53)
sakay ve no tiana lazaina sa inona ry laza:?:
7. ainaheri ( 04/04/2006 10:55)
Zay re ny maha malagaziatika azy ee sinoa gasy no miteny io!! tsala be zany an!!:lol:
8. VOAHARY ( 04/04/2006 11:21)
mba omeo an'io recette io hoe andramana azafady hihihi
9. Fiffi ( 04/04/2006 11:26)
teny ratsy ve zany klé :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. booboo ( 04/04/2006 11:57)
sauce satay ve mbola tsy fahenonareo ? :o. @ cuisine chinoise no tena mampiasa an'io.
11. kinaoly ( 04/04/2006 12:24)
booboo> inn zany ? sakay ve io satay ery ambony ery io ? :{
12. booboo ( 04/04/2006 12:34)
kinaoly > aaa, satay fa tsy sakay kah ! eny @ rayon mpisy karazana sauces ahitana @ grande surface , raha tsy zay eny @ rayon exotique, na eny @ ireny raha asiatiques reny koa.

Poulet à la sauce satay, ohatra, mbola tsy henonareo mitsy ve ?
13. Fiffi ( 04/04/2006 12:37)
fa inona aloha ity satay ?
14. mirana5 ( 04/04/2006 13:48)
saté fa tsy satay ry HENDRY a!
15. booboo ( 04/04/2006 13:52)
:roll:
16. Samoana ( 04/04/2006 14:34)
satay sy akoho efa nandramana fa satay amin'anamamy izany tsy arako !
17. cutie ( 04/04/2006 16:09)
ohtran'ny ahona aza ny tsiron'izany:lol:
18. Herimiafina ( 04/04/2006 16:50)
Ahumm ahummm :-w:-w
19. LazaRandri ( 04/04/2006 22:35)
mazotoa homana daholo tompoko o!
20. Fiffi ( 05/04/2006 04:30)
ahummmmm ahummmm hono hoy Herimiafina!
Misaotra Tompoko o !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1559