Inona ny atao hoe tena fitiavana

1. radolany ( 03/04/2006 10:32)
Inona no atao hoe tena tia e ,toa lasa firaisana fotsiny fa tsy mba misy fiharaha mizara sy manangana ny ho avy ,
novalian'i manatiana ny 01/06/2006 16:16
2. Fiffi ( 03/04/2006 11:03)
Inona no atao hoe tena tia e ,toa lasa firaisana fotsiny fa tsy mba misy fiharaha mizara sy manangana ny ho avy
soa dia ny anao hiany zany aloha eh ?
3. Fiffi ( 03/04/2006 11:05)
sady koa samy manao izay tiany io eh! anjaran'ny tsirairay no mahita izay mahatsara sy hilazany sy fitsapany ny tena fitiavany.
4. booboo ( 03/04/2006 11:23)
radolany > rehefa tsapanao sy izy fa mitovy ny longueurs d'ondes nareo mitsam dia fantatrao ho azy ny famaritana ny atao hoe fitiavana.
5. Fiffi ( 03/04/2006 11:38)
mitovy feeling eh ! :)
6. soasoafy ( 03/04/2006 12:25)
tena marina ny an'i fiffi
7. Fiffi ( 03/04/2006 12:27)
de io no hatao hoe "tena tia" :*:*:*:*:*
8. mandrindra ( 03/04/2006 12:49)
radolany:

Inona no atao hoe tena tia e ,toa lasa firaisana fotsiny fa tsy mba misy fiharaha mizara sy manangana ny ho avy ,

ny firaisana anie dia efa fiarahana mizara e. ny androany aloha aorina ho maripototra izay vao maminaviana ny ho avy.

ny fitiavana dia ny fifamenoan'ny andaniny sy ny ankilany, ny fahaizany maneho ny mahasamihafa azy mba hitombo hatrany hatrany

9. booboo ( 03/04/2006 13:33)
mandrindra > mba hitombo hatrany hatrany ny inona ? :roll:....wouahahahahahaha. :°)
10. mandrindra ( 03/04/2006 14:19)
efa hainao ny valiny matoa ianao mioraka be thaka an'io
11. booboo ( 03/04/2006 14:47)
:lol: peuh ! mivanitika io fa tsy mihoraka zany
12. Fiffi ( 03/04/2006 15:10)
ka zay no nolazako hoe ny tsy rairay hiany no mahita sy manao izay tiany ahatsara ny fifankatiavany eh!
13. Herimiafina ( 03/04/2006 15:53)
radolany:

Inona no atao hoe tena tia e ,toa lasa firaisana fotsiny fa tsy mba misy fiharaha mizara sy manangana ny ho avy ,


Ka le mizara sy manangana ny ho avy anie mety azo atao miaraka amin'ny olondrehetra e! Fa ny firaisana tsy mety raha tsy olona tia anao sy tianao (exception: izay misy aretina hormonale).

Ny tena fitiavana angamba dia mety hipoitra ao anatin'ny periode voafetra ao amin,ny fiarahana, satria ny fitiavana tsy zavatra fixe fa miovaova, azo ampitomboina, azo ahena, sns.

Ka izay indrindra, ny ataoko hoe tena fitiavana dia izay fahazotoana sy engagement hampitombo azy izay e!
(Processus et non climat).8)
14. Herimiafina ( 03/04/2006 15:54)
Ka noho izany: tsy tinao ilay olona raha tsy vonona ny hikatsaka izay hampitomboina izay mba hany fitiavana hanananao aminy ianao.

maro anefa ny zavatra mety tsy hamparisika anao hampitombo azy, toy ny vavambahoaka, ny resampihaviana, ny fijangajangana, sns.
15. fasaly ( 03/04/2006 16:00)
fitiavana= hiara-hizotra isika ho any jerosalema!!!:°):°):°);-)
16. ikalakintina ( 03/04/2006 16:50)
ny tia tsy mila tambiny r'efa tia enao de ampy zay!anjarany ny ao anatiny ihany no mahita xe fitiavana ao ity na tsia
17. Herimiafina ( 03/04/2006 17:10)
Tena aleo ry zareo tsy mitia fa manjary tsy vita ny latache rehetra an! refa be fo loatra mantsy ny olona de tsy mahay mi-controle emotion de tia adiady, kizintinjitina, mitohana, masitsika tsy misaina afatsy ny hamely ny hafa, de ratsy be e!
Controle emotionnel io e. "Zah no mi-domine ny emotion fa tsy ny emotiion no mi-domine ahy"

izay no andosirako lavitra ireny olona negatif ireny satria mambotry firenena! kaozy e! :-D:-D
18. Fiffi ( 03/04/2006 18:34)
Tena aleo ry zareo tsy mitia fa manjary tsy vita ny latache rehetra an!
serieux ve io ry Herimiafina ?
refa be fo loatra mantsy ny olona de tsy mahay mi-controle emotion de tia adiady, kizintinjitina, mitohana, masitsika tsy misaina afatsy ny hamely ny hafa, de ratsy be e
hafa kosa angamba ry Herimiafina ny hoe "be fo" sy "be fo am-pitiavana olona 1 an! zah zao be fo am-pitiavana fa tsy manao ireo zavatra lazainao ireo kosa aloha zah an! ary fantatro izany , ary ny tsy hanaovako an'izany dia nohon'ny fitiavako an'ilay olona satria "TIAKO IZY" :)de ataoko foana :*:*:*:*:)
19. kala ( 04/04/2006 05:11)
HM > :roll:
20. Fiffi ( 04/04/2006 06:08)
izay no andosirako lavitra ireny olona negatif ireny satria mambotry firenena!
mambotry firenena sa mambotry anao ? :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.6423