Inona ny atao hoe tena fitiavana

21. ikalakintina ( 04/04/2006 14:41)
de mandositra mankaiza nga i HM,sady aleo tsy mitia , kizintina ect...mandositra de aona fotsiny zany!, sa mitombina le teninao tary am resaka ray tary! aza masosostra an!
22. Herimiafina ( 04/04/2006 14:50)
Tena aleoko ihany ry zareo macho be klé.
Iny ahay mba misy fafiny fa raha mitia loatra de tena amboariny e! Amboariny ataony mandraingiraingy mintsy e!

Ilay sipa izay izao, izay tsy tia azy ihany no mba tiany de ze tia azy andosirany, tssss. tsy maintsy ampifilaina kely vao mba tia, fa refa ampisehoana fitiavana de manondrana.

Tamin'izaho te hisaraka taminy de mody manao tia be de mi-colle be de mampiseho fitiavana dirandoza be de iray volana ihany le joba de leo be de nangataka hisaraka de mody nitomanizako kanefa zah faly ery fa libre klé, hehehehehe=))=))
23. Fiffi ( 04/04/2006 15:36)
:(:( :roll::roll: dadany indray zany an!
24. cutie ( 04/04/2006 15:43)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 04-04-2006 19:50:24
Lohateny : Re : Inona ny atao hoe tena fitiavana
Tena aleoko ihany ry zareo macho be klé.
Iny ahay mba misy fafiny fa raha mitia loatra de tena amboariny e! Amboariny ataony mandraingiraingy mintsy e!

Ilay sipa izay izao, izay tsy tia azy ihany no mba tiany de ze tia azy andosirany, tssss. tsy maintsy ampifilaina kely vao mba tia, fa refa ampisehoana fitiavana de manondrana.

Tamin'izaho te hisaraka taminy de mody manao tia be de mi-colle be de mampiseho fitiavana dirandoza be de iray volana ihany le joba de leo be de nangataka hisaraka de mody nitomanizako kanefa zah faly ery fa libre klé, hehehehehe

tantara efa nandeha ny an'i herimiafina :P
25. Herimiafina ( 04/04/2006 15:47)
Laingako io kah!
Maharikoriko anie ny ataon,ny sasany indraindray e, mi-se foutre de la guelle des autres.
Misy olona mpanao an'io de maharikoriko ahy fotsiny de natao scenario entina hampifalifaliana anareo e! :roll:
26. cutie ( 04/04/2006 15:52)
:-D:-D:-D:-D:-D
27. Fiffi ( 04/04/2006 18:52)
Herimiafina: fa tsy mampifalifaly ahy kosa aloha mamaky an'io an! :(:(:(:(
28. patrick2002 ( 05/04/2006 02:33)
amiko aloha tsy dia misy famaritana mazava ny atao hoe fitiavana,fa ny endriky ny kosa tonga dia hita miariary,fanomezanao lanja ny olona iray tiavinao izay heverinao sahala @ tenanao ihany,hita taratra @ izany ny fandeferana ,fahalemena ,fanomezana fahafaham-po,sy ny hahasambatra izay olona tiavinao,raha afohezina @ teny vahiny dia:l'amour,c'est la plus precieuse des emotions.Et ,si chacun reconnait que lorsq'on tombe amoureux,il est impossible de l'ignorer,les emotions qui entrent en jeu sont parmi les plus difficiles a cerner avec precisions.
29. Fiffi ( 05/04/2006 04:41)
tsy fantatra intsony hoe inona no inona :roll::roll:
ny ahy kosa aloha dia tsotsa hiany eh! ny tena fitiavana dia (l)(l) io aloha satria raha tsy ny fo no mitempo ho an'ilay olona , ao hiany koa anefa ny saina fa rehefa ao anatin'ny foko tanteraka dia io ny fitiavana(l)
30. kala ( 05/04/2006 06:17)
HM > :evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
31. Fiffi ( 05/04/2006 06:42)
:roll: ka zay ary no mba heviny ka hatao ahoana eh!
32. kala ( 05/04/2006 11:40)
fiffi >zà hoa tsy tezitra fa hoatrany mbô revireviko ny manao io demony kely io ndraindray fa:-$:-$:-$
:-* :-* :-* :-* nareo retra ka
33. cutie ( 05/04/2006 12:35)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 05-04-2006 07:33:33
Lohateny : Re : Inona ny atao hoe tena fitiavana
amiko aloha tsy dia misy famaritana mazava ny atao hoe fitiavana,fa ny endriky ny kosa tonga dia hita miariary,fanomezanao lanja ny olona iray tiavinao izay heverinao sahala @ tenanao ihany,hita taratra @ izany ny fandeferana ,fahalemena ,fanomezana fahafaham-po,sy ny hahasambatra izay olona tiavinao,raha afohezina @ teny vahiny dia:l'amour,c'est la plus precieuse des emotions.Et ,si chacun reconnait que lorsq'on tombe amoureux,il est impossible de l'ignorer,les emotions qui entrent en jeu sont parmi les plus difficiles a cerner avec precisions

marina zany:-*
34. ikalakintina ( 06/04/2006 07:39)
ny ahy kou ry HM tsy tiako le oe mifankatia de mifamilafila fa refa tia de tsy misy an zany fa samy maneo!marina io patrik a!
35. little ( 06/04/2006 10:22)
Reveko be le revin'la ra herimiafine zay mitsy no fanaovana azy.Fa ndraindray ihany an!:-$
36. Herimiafina ( 06/04/2006 13:22)
Favy mintsy leisy io ry Zama an! ahummm ahummm :-w:-w
37. Fiffi ( 06/04/2006 13:51)
:roll:
38. pissoa ( 07/04/2006 12:59)

Mpandefa : radolany [ Valio ] 03-04-2006 15:32:37
Lohateny : Inona ny atao hoe tena fitiavana
Hihihi - filojofia be izy izany kle :-D:-D:-D
Herimiafina:
Ka le mizara sy manangana ny ho avy anie mety azo atao miaraka amin'ny olondrehetra e! Fa ny firaisana tsy mety raha tsy olona tia anao sy tianao (exception: izay misy aretina hormonale).
:-D:-D:-D:-D:-D
39. manatiana ( 01/06/2006 16:16)
amiko ndray a, ny fitiavana de fandeferana satri ny lhl de infidel ka refenao tia de jamba ary mandefitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081