USA Imperialisme
1. ainaheri
(
03/04/2006 08:00)
Soa ihany fa mba tsy anisan'ny nanampy niady tany Irak isika!!
novalian'i cutie ny 01/05/2006 21:08
2. mandrindra
(
03/04/2006 13:34)
ny ao amin'ny tanana aza tsy voakarakara koa andeha haninona any.
efa fomba fisainan'ny bekintana io mibodo fananan'olona io. manao didin'ny bokona fotsiny.
efa fomba fisainan'ny bekintana io mibodo fananan'olona io. manao didin'ny bokona fotsiny.
4. vetsoko
(
03/04/2006 15:28)
.DETENIR ET SURTOUT SOLIDIFIER OU CONFIRMER LA SUPREMATIE MONDIALE SUR TOUS LES PLANS:militaire,économique,culturel...
. FONCTION DE GENDARME INTERNATIONALE , tsy tian'ny maro io nefa tena ilaina
.GUERRE DE PETROLE,source d'énergie tena lafo sady rare ny pétrole nefa fondamentale et sachez que la survie du monde va en dépendre d'ici 20 ans,iza no hitàna ny monopolen'io dans 20 ans fa @ izao aloha izy dia ny orient no mitàna azy ,dangereux ho an'ny occident nefa io ary ho antsika ihany koa
.et enfin ,pour NE PAS PERDRE LA COMPETITIVITE FACE A LA MONTEE DE L'UNION EUROPEENNNE ET LES DRAGONS D4ASIE PLUS LES CHINOIS.

5. xxx
(
03/04/2006 20:48)
Misy mahatsara azy ihany io raha hoantsika tany ohatran'i Madagasikara, satria raha ny sinoa, Arabo, Iran sns no hanjaka rahatr'izay dia izay vao tena kaput tanteraka isika sy i Afrique noire mianakavy. Tsy hanao etat d'âme amintsika mihitsy ireo vaovao ireo, sady rizareo koa efa sôvasôva rahateo.
8. Herimiafina
(
04/04/2006 17:42)
Ahumm Ahummm :-w:-w
Mi-diverge be ny hevitra atao izany marina.
Pouvoiran'ny amerikana koa izay mampizarazara hevitra ziay, ahumm ahummm :-w:-w
Mi-diverge be ny hevitra atao izany marina.
Pouvoiran'ny amerikana koa izay mampizarazara hevitra ziay, ahumm ahummm :-w:-w
10. Herimiafina
(
04/04/2006 17:55)
Ka mampanaelo be kosany kay ny USA raha amboarin'ny sinoa eo klé. Very fihinanana i Bush, norma raha manjakazaka kely aloha miaro ny kely ananana.
Ahummm ahummm :-w:-w
Ahummm ahummm :-w:-w
11. Fiffi
(
04/04/2006 18:25)
tsy ratsy indray aloha ialy ahummmm ahummmm eh!
ainaheri: soahiany marina
ainaheri: soahiany marina
12. cutie
(
05/04/2006 12:59)
ny sinoa efa superpower zao fa ry zareo njay tsy hiady @ amerikana mitsy8)
15. Herimiafina
(
05/04/2006 14:37)
Ny sinoa allié an'ny amerikana, ny zamerika no namelona sy nanabe ny sinoa tsinona. Moa koa ny mpanakarena retsa eto antany avy any amin'ny madinika dia mizy zamerlock daholo ao ambadika, ankoatr'i Iran.
Irana aza fahiny efa nampiany konkou. ahummm ahummm:-w
Irana aza fahiny efa nampiany konkou. ahummm ahummm:-w
16. Fiffi
(
05/04/2006 15:34)
Moa koa ny mpanakarena retsa eto antany avy any amin'ny madinika dia mizy zamerlock daholo ao ambadikatsy azoko :(
17. fijo
(
05/04/2006 18:41)
izay fanjakazakany tsy olana io,ny tokony atao,dia ny mba ahitantsika ny tombotsoantsika koa
19. Herimiafina
(
06/04/2006 15:20)
Aleo amboarin'ny zamerlock any refa tsy mahay mihinana kou, na zah tsy izy aza, ahummm ahummm :-w:-w