USA Imperialisme
81. cutie
(
15/04/2006 16:34)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 15-04-2006 01:17:27
Lohateny : Re : USA Imperialisme
Utopisme izany fihavanana izany, teny fandrebirebena, mba hahazona fotoana hialana amin'ny fanenjehan'ny vahoaka AGENDA POWER hoy ny amerikana1 Ahan
ka in no dikan'io :-D
82. Herimiafina
(
15/04/2006 20:14)
Affirmation gratuite io, hypothese ary sophisme pure et simple! Tsy niteny mintsy zah hoe mino an'io, fa mba narosoko io valider-nareo na lavinareo de izay, hehehehe=))=))
84. xxx
(
16/04/2006 16:19)
Ny hany zavatra azontsika atao dia ny mi-positiver an'izany resaka suprematie bekintana izany. Fa tsy hanao coup d'éclat ohatran'i José Beauvais akory.
86. xxx
(
16/04/2006 19:41)
Aleo aloha xxx satria manana pseudo maromaro izaho fa tsy tiako ampiasaina.
90. Lalah
(
01/05/2006 00:25)
cutie> azafady ra nitsatsaingoka e!mifona tsy hanao intsony amin ny manaraka fa tsy mahalala fomba:lol::lol::lol::lol::lol:
