USA Imperialisme
41. Herimiafina
(
09/04/2006 17:10)
ahan :@:@
Maro ny hevitra, maro ny misandrahaka, fikan'ny amerikana daholo izany, zarazarao hanjakana, ahan :@:@
Maro ny hevitra, maro ny misandrahaka, fikan'ny amerikana daholo izany, zarazarao hanjakana, ahan :@:@
45. Herimiafina
(
09/04/2006 17:33)
Mifona re re 1 aza omena an'ireny sarina devoly ireny zah fa mba Alahadin,ny sampandrofia anie androany akia ry bavy e! ahan :@:@
47. Herimiafina
(
09/04/2006 17:51)
Marina io kah, juriste io miteny aminao io sady manana tarikefa amin'ny sciences politiques de mitombona le hevitra. ahan :@:@
49. Herimiafina
(
09/04/2006 18:15)
Eeeeh, de tsy haiko akia fa, dia momba ny amerikana sy ny politikany dia matahotra mafy sao dia depasser-n'ny Hyen Japs sy ny Sinoa izay ekonomikement de tsy maintsy mampiasa ny pouvoire-ny an1 je les comprends, ahan :@:@
50. cutie
(
09/04/2006 18:21)
tsy efa ni depasser-nny hyen sy sinoa ve zay.
soa ihany alou mbola tsy ni depasser-ny canadiana lol.
soa ihany alou mbola tsy ni depasser-ny canadiana lol.
51. Herimiafina
(
09/04/2006 18:26)
F'hita knou, zah zao refa miverina any Canada de lasa mpananakrena tampoka, lol, ahan:@:@
52. xxx
(
09/04/2006 23:11)
Tsy maintsy ho resin'i Chine sns ihany ny bekintana fa mbola tsy izao izany akory fa afaka 100 na 150 any ho any araky ny tombatomban'ny mananpahaizana. Ka tsy misy atahorana izany ny @ iny fa efa maty dôdôly isika vao hitranga izany zavatra izany.
54. cutie
(
10/04/2006 12:24)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-04-2006 04:11:28
Lohateny : Re : USA Imperialisme
Tsy maintsy ho resin'i Chine sns ihany ny bekintana fa mbola tsy izao izany akory fa afaka 100 na 150 any ho any araky ny tombatomban'ny mananpahaizana. Ka tsy misy atahorana izany ny @ iny fa efa maty dôdôly isika vao hitranga izany zavatra izany
:-D:-D:-D:-D
55. Herimiafina
(
10/04/2006 12:29)
Ka tsy misy olana anie na maty na velona ny benkintana e! izay akaman,ny bekintana anie de arovany soa mantsara e! Otsanay sy cutie ohatra, ahan :@:@
59. Herimiafina
(
10/04/2006 12:39)
Rahoviana i maman Veloo no miverina?
hanodina sujet kely aloha fa efa lany daty njay ity iray ity. ahan :@:@
hanodina sujet kely aloha fa efa lany daty njay ity iray ity. ahan :@:@
