USA Imperialisme
21. Herimiafina
(
06/04/2006 15:41)
Anjakazakany ny fananana, vola adala tompo io hoy izy.
Andriamanitra no nanome fa i Balita no tsy ambinina koa rehefa tsy hanao i Balita de aleo ho an'i Nary e! :-w:-w
Andriamanitra no nanome fa i Balita no tsy ambinina koa rehefa tsy hanao i Balita de aleo ho an'i Nary e! :-w:-w
23. fijo
(
06/04/2006 20:37)
ny tanjona dia ny hisian'ny asa aloha.rehefa misy ny asa miaina ny olona,dia mivelatra ny sainy.eo isika dia hafaka mitaky ny tsaratsara kokoa.
25. fijo
(
07/04/2006 18:23)
izany tsy vita indray andro na iray taona e.izay no mahadiso ny olona.mihevitra foana isika,fa vao misolo ny lohany dia hiova rahampitso ny fiainana.ny takaitran'ny lasa nefa tsimaintsy mbola fafana aloha vao hafaka miroso amin'ny vaovao
26. cutie
(
07/04/2006 18:27)
ilaina fiaraha miasa sy firaisan-kina fa tsy misy miracle tongatonga ho azy koa anie eo e :P
27. Herimiafina
(
07/04/2006 18:29)
Indrisy mantsy fa impossibla izany anaka! Ny gasy capitalista sy individualista toy ny amerikana ka raha tsy andevozina tsy hiray hina na oviana na oviana! ahummm :-w:-w
29. Herimiafina
(
07/04/2006 18:59)
Loza marina, samy maka hoa zy daholo, johnny rapida eran'ny tanana, taux de criminalité sy escroquerie miakatra be, prison feno olona, communiste ve izany?
30. cutie
(
07/04/2006 19:02)
raha capitaliste ve ny malagasy tsy efa nandroso hatramizay,jereo ny sinoa. :P
31. Herimiafina
(
07/04/2006 19:05)
Capitaliste mal ordonnée kah! ny firenena mahantrandrindra eto antany rehetra dia fiaraha-monina capitaliste no-forcer-na ho communiste daholo!
tsy mety amin,ilay fiaraha-monina ny politika misy ao!
zah tsy miresak izay politika politika capitaliste any fa ny fiaraha-monina no hjereko, fantaro aloha ny dikan,ny hoe capitalisate!
:-w:-w
tsy mety amin,ilay fiaraha-monina ny politika misy ao!
zah tsy miresak izay politika politika capitaliste any fa ny fiaraha-monina no hjereko, fantaro aloha ny dikan,ny hoe capitalisate!
:-w:-w
33. Herimiafina
(
07/04/2006 19:10)
Regime capitaliste: ataon'ny fanjakana.
Fiaraha-monina capitaliste: fomba fisainan'ny olona, toetoetry ny fiaraha-monina.
Ny gasy dia efa capitaliste hatrizay, saingy ny politika nataony dia socialista sy communiste, izay tena tsy mety aminy.
Foko 18 tsy mety ho homogene mandrakizay, na ho forcer-na eo aza hipoitra foana ny resaka tanindrana sy merina! ahumm ahummm :-w:-w

34. cutie
(
07/04/2006 19:13)
regime capitaliste,ataon'ny fanjakana
fa ny fiaraha monina mbola regime communiste.
fa ny fiaraha monina mbola regime communiste.
35. Herimiafina
(
07/04/2006 19:16)
Semi liberale ny fanjakana izany hoe tsy capitaliste sady tsy socialiste fa eo afofvoavy, ny gasy indray capitaliste, tia tena, tsy mety velon izay association atsangana rehetra, samy maka ho azy daholo. Izay no mahacapitaliste azy.
tsy fitiavana ny sasany azy satria mahantra no hanaovanya zy ho communiste.
I Andrianampioinimerina ihany no nahay nitondra hatranmin'izay! :-w:-w
tsy fitiavana ny sasany azy satria mahantra no hanaovanya zy ho communiste.
I Andrianampioinimerina ihany no nahay nitondra hatranmin'izay! :-w:-w
37. Herimiafina
(
07/04/2006 19:40)
Mankarary sofina ny amrina! Tsy manaratsy ire3o fa observation objectives. :-w:-w
39. fijo
(
07/04/2006 20:16)
cutie an,ny toetsaintsika capitalite daholo ka.nefa isika mitaky vie sociale communiste,izay no olana