USA Imperialisme
61. fijo
(
11/04/2006 21:09)
fa lasa aiza i veloo???
cutie an,tsy mahatsapa ve ndry fa tia tena be ny gasy???nefa rehefa jerena tsara ny fiarahamonina,dia fiarahamonina misy fifampizarana no takiany.
ohatra.maninona no sarotra ny fanafoanana ny tsolotra?nefa isika isaky ny misy fihetseham bahoaka dia mitaky io fanafoanana tsolotra io.
ny antony dia satria vao avy milahatra isika mitaky ny fanafoanana azy,dia lasa aloha manao tsolotra ary anaty birao ary,mba ahazoana zavatra iray.
izany hoe rehefa isika no manao dia "mety io satria ten ilaiko le zavatra",fa rehefa ny hafa ,dia tena zavadoza manimba firenena io ka foano.
dia eo ihany isika.

62. cutie
(
12/04/2006 12:37)
fijo za aloha tsy mahatsapa we tia tena ny gasy e, matoa ny gasy mbola mitady fiarahamonina misy fifampizarana de mbola mitsinjo ny sarambabebahoaka zany isika e.
Fa le tsolotra ndray anie misy io n'aiza n'aiza e, tsy ilaozana io tsolotra io mitsy refa miaina ao anatin'ny rivotra politika e .
veloo lasa any aminareo any.:P
Fa le tsolotra ndray anie misy io n'aiza n'aiza e, tsy ilaozana io tsolotra io mitsy refa miaina ao anatin'ny rivotra politika e .
veloo lasa any aminareo any.:P
63. fijo
(
13/04/2006 19:52)
ny olana naie dia izao e.mitaky isika,fa tsy manao izay zavatra takiantsika.
67. Herimiafina
(
14/04/2006 18:16)
Antsay le cutie kely e! Njy ngaha tsy mba tia tena kely kosany e? ahan :@
69. Herimiafina
(
14/04/2006 18:23)
Anjekaky oo, misy categorie firy njay ny fitiavantena ry cutie! ahan :@
70. cutie
(
14/04/2006 18:25)
le ray laizanao io za demisy hafa koa, fa tsy haiko we firy aloha e :-D
71. Herimiafina
(
14/04/2006 18:28)
Njy zany raha tsy tia tena de tia ny hafa be mahintsiny an! de iza avy le hafa ry cutie? ahan :@
78. Herimiafina
(
14/04/2006 20:17)
Utopisme izany fihavanana izany, teny fandrebirebena, mba hahazona fotoana hialana amin'ny fanenjehan'ny vahoaka AGENDA POWER hoy ny amerikana1 Ahan :@