Iza no mavesatra?

1. Herimiafina ( 30/03/2006 20:17)
Plomb iray kilao sa volon'akoho iray kilao? hehehehe:-D:-D
novalian'i dadabe ny 09/04/2006 12:44
2. Vaika ( 30/03/2006 20:45)
Mba mahita resaka koa ialahy ity : efa hoe samy iray kilao koh !
3. Herimiafina ( 30/03/2006 20:46)
Ka eo indrindra isika izao: izaho miteny hoe ilay volon'akoho iray kilao no mavesatra! Fa nahoana ary? hehehehe=))=))
4. lapino ( 30/03/2006 20:46)
Tô samy mavesatra kle!
Fa bataina amin'ny inn aloo e? :-D:-D:-D
5. Herimiafina ( 30/03/2006 20:49)
Ka eo indrindra mihintsy isika izao, inona moa no atao hoe Mavesatra? Omena indice ianareo! hehehe=))=))
6. Vaika ( 30/03/2006 20:54)
Ny an'i rangahy kosa angamba gony be no hitondràna ny volon'akoho ka aiza no tsy havesatra.
7. lapino ( 30/03/2006 20:55)
Raha menaka 10 kilao sy rano 1 kilao izao no ampiarahana dia mavesatra kokoa ny rano :P

De raha afangaro koa ny firamainty 1 kilay sy volon'akoho 1 kilao, indrindra fa ahontsakontsana, dia midina any ambany ilay firamainty. Iza izany no mavesatra?

Fa raha hikotranana bokonozatra kloo toa aleoko le volon'akoo kle! :-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 30/03/2006 20:57)
Ka ny valiny anie tsy any mihintsy e!
IRAY KILAO ve de havesatra raha tsy hoe zazakely vao teraka aza, hehehehehe=))=))
9. lapino ( 30/03/2006 20:58)
Ka izay nge hoà e! Bataina amin'ny inn?
Fa raha bataina amin'ny sofina tsinona mavesatra ny iray kilao :-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 30/03/2006 21:03)
Ary raha jerena hoe:

-masse volumique (lanjany+Habeany+...)
-densité.

Bataina amin'ny tànana, dia mety ho hita fa ilay volon'akoho encombrant kokoa noho ny plomb 1Kg ka mety hanahirana ny hibata azy amin'ny tanandroa!

Ny plomb kanefa fonentanentana kely azo bataina tànana tsara.

:arrow: Ilay mavesatra izany dia tsy resaka lanja fotsiny P(vecteur)=M.g(vecteur) fa resaka habe, hehehe=))=))
11. Vaika ( 30/03/2006 21:05)
Iray kilao, iray kilao !
Rehefa mitontona eo amin'ny ankihikelin-tongotra ny plomb dia izay ialahy vao taitra ka hanenina an'ilay volon'akoho iray gony-iray kilao.
12. Veloo ( 30/03/2006 21:06)
tsssssss samy maivana reo ka:-D:-D:-D
13. Herimiafina ( 30/03/2006 21:15)
Ka iny indray miankina amin'ny densité sy ny haavon,ny hilatsahany kah, raha ao anatin'ny "1cm x 1cm" amin'ilay plomb ohatra de mety misy masse maromaro mivangongo mi ka manome:

Poids(mi)=(m1+m2+m3+....+mn).g (plomb)

Dia mivangongo kokoa ny hery (energie mecanique) (potentiel+ cinetique) amin'io toerana io.

Raha ny volon'akoho indray anefa dia ny "1cm x 1cm" amin'ilay gony misy azy mety misy volon'akoho duvets 3 monja izay infinitesimale na faran'izay bitika ny lanjany, izay hataontsika hoe m'i ka manome:

Poids(m'i) = (m'1+m'2+m'3).g (volon'akoho)

Ka mazava ho azy fa raha "1cm x 1cm" ny surface de contact na ny refy mifandray amin,ny fitontonany dia ny plomb no mety handratra kokoa, satria:

Poids(mi)>Poids (m'i) ary raha mitovy ny ha-avo nandatsahana azy roa ireo dia ny choc na coups azo avy amin'ilay plomb no mafimafy kokoa. 8)
14. lapino ( 30/03/2006 21:16)
Fa inona aloo no atao hoe mavesatra e: izay be poids sa izay be masse?

Dia mbola arakaraka koa, raha mihetsika ilay izy na mijanona. Raha mihetsika manko izy dia mihena ny masse.

Ataovy ny kajy kloo, fa aiza le volon'akoho hanamboarako ondana kle! :-D:-D:-D
15. lapino ( 30/03/2006 21:20)
Herimiafina:

Poids(mi)=(m1+m2+m3+....+mn).g (plomb)
Poids(m'i) = (m'1+m'2+m'3).g (volon'akoho)
Poids(mi)>Poids (m'i)

:?::!: F'ngah moo tsy Poids(mi) = Poids(m'i) = 1 kilao ?

16. Vaika ( 30/03/2006 21:23)
Tena incarnation-n'i Newton sy Galileo kosa angamba i ranamana izany.
Ary raha pesanteur = 0, dia iza no mavesatra ?
p=1*0=0,
p'=1*0=0
Izany hoe rehefa atao ny ça fait dia tena mitovy lanja foana hoy aho.
17. lapino ( 30/03/2006 21:25)
Ka ny pesanteur tsy zero mihitsy satria tsy zero ny masse-n'le plomb sy volon'akoho fotsiny, fa efa 1kilao avy. Mbola tsy voaisa ny tany :)
18. Herimiafina ( 30/03/2006 21:26)
Ka mbola eo indrindra isaika izao klé, le poids sy le masse anie ka proportionnelle e! izany hoe mitovy fiovana, raha mihalehibe ny iray dia mitombo koa ny iray.
Ny mitondra azy dia ilay fisintonan'ny tany azy ireo "g" izany ka eo hoe eo amin'ny 10Kgf eo izy raha eto amin'ny surface de la terre, fa raha ampiakarina ha-avo dia mihena ny "g" ka lasa "g-dg", raha toa ka en mouvement indray dia miankina amin'ilay force de propulsion ka mihena ny lanjany (resultante de P et de f).

Fa raha averintsika amin'ilay resaka volon'akoho dia raha atao hoe misy gony faran'izay lehibe hanangonana azy ireo dai mety tsy ho zakan'ny tanan'olombelona izany gona izany raha feno ny iray kilao ka supposons hoe tsy misy lanjany ilay gona (tare).

:arrow:Ilay mavesatra izany tsy voatery foana mifandray amin'ilay lanja fa eo ihany koa ny encombrement.

Mila tsiny fa raha misy camion ohatra mahazaka 10t izy ka maka plombs 10t isika dia tafiditra soa amantsara, fa raha haka volon,akoho 10t kosa dia mety hiteny ny saofera hoe TSY ZAKA.

Izay midika fa tsy ny lanjany velively fa ny halehibeny sy ny habetsany:
TSY ZAKA=MAVESATRA, cqfd.
19. Veloo ( 30/03/2006 21:26)
inn doly ary reto formule reto kle:roll::roll::roll:
20. lapino ( 30/03/2006 21:29)
Raha za le saofera am'zany tsy ozizy ah hoe TSY ZAKA fa ataoko hoe TSY OMBY ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1777