Iza no mavesatra?

61. Vaika ( 30/03/2006 22:47)
lapino : mba raiso fa fanomezana kosa e !
62. lapino ( 30/03/2006 22:47)
Cutie koa milalao?
Vaika: mahery setra mihitsy nareo zany kle! 8O:)
R*f7 zany ko inn ndray
63. Vaika ( 30/03/2006 22:49)
D*d4
aleo raofina izay misy fa sao hanenenana.
64. lapino ( 30/03/2006 22:50)
Vitanareo mihitsy ny tantara an!
Cf6
65. Vaika ( 30/03/2006 22:52)
f4
ka navelanareo ho anay anie ilay centre e !
66. lapino ( 30/03/2006 22:56)
Milay iny ka :)
c5
67. Vaika ( 30/03/2006 22:58)
De3
oadray, loza ! aleo hitsôka haingana.
68. lapino ( 30/03/2006 23:00)
Te9
69. Vaika ( 30/03/2006 23:02)
Te8 kosa angamba ?
70. lapino ( 30/03/2006 23:03)
Ie, T8
Hay moa 8 ihany ny cases :-D:-D:-D
71. Vaika ( 30/03/2006 23:04)
f5 aza e !
72. lapino ( 30/03/2006 23:08)
c4 ary hoe
73. Vaika ( 30/03/2006 23:10)
Cc3
izay ilay tsy mety
74. lapino ( 30/03/2006 23:17)
xd3
75. Vaika ( 30/03/2006 23:19)
D*d3 aza koa !
76. lapino ( 30/03/2006 23:24)
Tena maika loatra za teo kle :)
Db6 ary e
77. lapino ( 30/03/2006 23:24)
Echec kay moa!
78. Vaika ( 30/03/2006 23:26)
Fe3
nirodana daholo izay mba nahorina rehetra marina !
79. lapino ( 30/03/2006 23:27)
Dia hanenenana ve izao ...
D*b2
80. Vaika ( 30/03/2006 23:30)
a3
fa nisy inona le aza ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085