Iza no mavesatra?

101. Vaika ( 30/03/2006 23:57)
lapino : sao dia miady saina be ao kosa aza i toi ? Mba sangisangy anie iny partie iny e !
102. Herimiafina ( 30/03/2006 23:58)
Zah lty ry zalahy naka echiquier mihintsy dia narahako ato mihintsy ny coup nalefanareo mitsam klé, hehehehe=))=))
103. lapino ( 30/03/2006 23:58)
Ka zay ange tsy dia eskpera am'le taranja e! Zista mahay mamindra soavaly :)
104. Vaika ( 30/03/2006 23:59)
Io indray aza ilay volon'akoho-n'ialahy ry HM, sao dia mba hampanofy ratsy anay no hiafarany iny ?
Sûr Lapino sy HM !
Amin'ny manarka indray hasio ankamantatra hafa :-D:-D
105. lapino ( 31/03/2006 00:01)
Okay e! Am'manaraka ndray maka revanche :)
106. lapino ( 31/03/2006 00:06)
Tato ny hadisoana teo :-w:-w
lapino:
xd3



107. Herimiafina ( 31/03/2006 01:48)
Siora leisy ry zalahy fa radem ndray tohizana zany e!:wink:
Fa heritrereto ihany aloha le volon'akoho io klé. ZAh koa mansy tsy mahalala ny valiny!
108. Herimiafina ( 31/03/2006 01:50)
Siora leisy ry zalahy fa radem ndray tohizana zany e!:wink:
Fa heritrereto ihany aloha le volon'akoho io klé. ZAh koa mansy tsy mahalala ny valiny!
109. pissoa ( 31/03/2006 03:27)
Kay kle ... adiny firy kely zah no tsy eto dia efa misy valiny 107 sahady :roll::roll::roll::-D:-D:-D
110. sasa ( 31/03/2006 03:55)
:-Dpissoa k'hita akia koa:-D:-D:-D
Sady Vaika d HM d i lapino irery angamba ireo efa nifanaraka mintsy:-D:-D:-D:-D
111. pissoa ( 31/03/2006 04:16)
Youpiiiiii, izay fa voavakin'i piso le izy kle ...

Toa misy resaka pezantera sy referansilla izany klou ... de mivadika kamio sy saofera ... de nanao eseky tampoka teo indray :roll::roll:

Raha nitohy ny resak'ireo teo dia haiko aby ny tohiny ... mety nisy resaka partition sy mozart kely alou an, de nivadika recette any an-dakozia an, de lasa film an, de mety nisy resaka vehivavy an :wink: de izay vao miverina am'hoe:
Herimiafina:
Plomb iray kilao sa volon'akoho iray kilao? hehehehe
:°):°):-D:-D:-D:-D
112. sasa ( 31/03/2006 04:37)
pissoa za akia tsy nahavita mamaky klé, lava be loatra kou:-D:-D:-D:-D
113. kala ( 31/03/2006 06:25)
sasa > lava loatra le izy fa araho ihany fa milay

mahita soupapa zà ranona â! antsoy dadabe hifanandrina amin'ireo fa ao tsara ny tohiny refa avy eo

HM ,Vaika, Lapino :-w:-w:-w:-w:evil::evil::evil:
114. dadabe ( 31/03/2006 07:51)
tena tsy maharaka tsony zah le , vao 1 andro tsy teto de efa tara le
115. mamzelkely ( 31/03/2006 08:08)
ôka lessss lava lôtsa izy zany kamo be za hamaky azy fa de misy resaka echec plomb plume ts haiko trony :roll::-D:-D
116. pissoa ( 31/03/2006 09:36)
bedada, ntsoooooooo :-* Saingy hoe aleo toi tsy maharaka fa ngo de manondrana eo indray mantsy :°):°)
117. kala ( 31/03/2006 10:36)
pissoa < tena ilaina tampoka ny fisian'i bedada eo ka! resaky ry zareo mpankafy mavesatra io de aleo hataony any. =))=))=))
ntsika sy ndry mitazana de :-*:-*:-* sady elaela ndray ndry an!
118. mamzelkely ( 31/03/2006 11:36)
Herimiafina:

Plomb iray kilao sa volon'akoho iray kilao? hehehehe:-D:-D



fa ts mitovy ihany ve zany eee samy 1kg ihany io ko sa misy 1kg samy hafa :roll::-D:-D
119. mazoto ( 31/03/2006 11:44)
ka mety voloa'akoho mando ange izany dia mavesatrae
120. vale ( 31/03/2006 11:56)
lapino-vaika-lapino-vaika-lapino-vaika-lapino-vaika-lapino-vaika-lapino-vaika-lapino-vaika-lapino-vaika...........:-D:-D:-D
mazoto: ka efa we tsy mando oun le izy ê :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5475