Iza no mavesatra?

141. Veloo ( 02/04/2006 13:54)
pissoa defends-toi :D
142. Fiffi ( 02/04/2006 17:58)
jentilisa aza nitsoka matanjaka koh! :-D:-D:-D:-D
143. Veloo ( 02/04/2006 20:32)
:-D:-D
144. Fiffi ( 03/04/2006 04:29)
io fa hitako ny valin'ny hoe iza no mavesatra , omeko anareo ve ny valiny ? fa diso ny an'i Herimiafina io an!
145. kala ( 03/04/2006 12:39)
veloo > ndao ary fa zà tena vendrana mitry raha fanorona zany
:-*:-*:-*:-*:-*:-* soa fa teo ndry zany kou
146. Herimiafina ( 03/04/2006 12:51)
Efa hita fa loe plomb no mavesatsa akia ry Fiffi an1 Indiscutable, theorie ny repartition de charge no nahatonga izay.

Halatsao avy eny amin'ny 10ème etage anie ny plomb 1kg sy ny plume 1kg fa ho hitanao fa ilay plomb no mitontona aloha satria kely ny frotement de l'air amin'ny plomb noho ny amin'ny plume e! hehehehe=))=))
147. kala ( 03/04/2006 13:01)
kiiiiiiiii teny ambony kosa tsy nisy fanazavana le hoe alatsaka hatreny ambony le izy fa hevitra vao noforonina teo ndray zao io:twisted::twisted::twisted:

tsy ankihetsika aloha fa sady enao zao mahavoa be ary @ le mariazy klé:roll:
148. Herimiafina ( 03/04/2006 15:46)
Zah hoa tena faran'izay tsy tia mariazy amin,ny maha-super macho anah akia ry kala an1 aleoko ihany akoholoahimbohitra fa iny manjamanaja kokoa, afaka mirevy ampiadanana tsy misy vady mimenomenona! hehehehehehe=))=))
149. Veloo ( 03/04/2006 16:37)
akoholoahimbohitra

inn ndray io ry heri?:-D:-D:-D
150. Herimiafina ( 03/04/2006 16:47)
the coq of the village, hihihihihi=))=))
Cruiser hehehehehe=))=))
151. Veloo ( 03/04/2006 16:52)
kay njy zany ilay akola maneno knou :-D:-D:-D
152. Herimiafina ( 03/04/2006 16:56)
Fa izy ireny anie ela ny ela ka tratran,ny akohovavy indray mandeha de mandraingraingy de hendry ihany e! hehehehehe=))=))
153. Veloo ( 03/04/2006 17:11)
tena mampalahelo njy zany kle:-D:-D:-D
154. Herimiafina ( 03/04/2006 17:14)
Njy izao no akohovavy hantenaiko haha-hendry ahy. :-@
Tairo ampiraingiraingeo kely hoe zah ry Veloo fa zany izao no mbola tsy hitako klé, hehehehe=))=))
155. Fiffi ( 03/04/2006 18:06)
Cruiser hehehehehe
hehehehehe
156. Veloo ( 03/04/2006 20:02)
heri :-@:-@:-@:-@
ho lasa akoho kely eo njy raha atoako an'izany =))=))=))
157. kala ( 04/04/2006 06:32)
veloo > zà mamporisika andry fa tena mety ho hendry ihany io

sa ampiharina ndray ve le fanafody t@'ile irao iry :wink::roll:
158. diamondra27 ( 07/04/2006 20:18)
159. pissoa ( 08/04/2006 13:34)
Efa ela be izaho tsy tato kle :-w:-w

Ahoana mou le tenenina ry Herimiafina rehefa misy otran'io ataon'i diams io? :roll::roll::-D:-D:-D:-D

Veloo =))=))=))=))=)) njy ity kah :-*:-*

lapino:
pissoa, tsy koi na majoretin'antitsa ka! ampiseho foana ny fe! Sady iantsoy namana mihitsy e :wink:
Hihihi, na majoretin'antitsa na majorety antitsa leitsy samy tsy tiako kah :-D:-D:-D
160. diamondra27 ( 08/04/2006 16:47)
kala: aza taitra njy fa adiny 3 mousquetaires io fa mbola ho avy d'Artagnan

'za tsy sahy niditra fa adindahy be sady intello doly fa tsy belge le izy koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8382