Iza no mavesatra?

21. Herimiafina ( 30/03/2006 21:29)
lapino:

Herimiafina:

Poids(mi)=(m1+m2+m3+....+mn).g (plomb)
Poids(m'i) = (m'1+m'2+m'3).g (volon'akoho)
Poids(mi)>Poids (m'i)

:?::!: F'ngah moo tsy Poids(mi) = Poids(m'i) = 1 kilao ?



An3, tsy le iray kilao io resahana io fa le hoe: raha maka surface iray 1cm(carré) amin'ilay plomb sy amin'ilay volon'akoho dia io mi sy m'i io ny lanjany. :-D

22. lapino ( 30/03/2006 21:32)
Izany hoe Poids(mi) = 1 cm² ve? :-D:-D:-D
23. Vaika ( 30/03/2006 21:32)
Ka ny pesanteur tsy zero mihitsy satria tsy zero ny masse-n'le plomb sy volon'akoho fotsiny, fa efa 1kilao avy.

Ka tsy maintsy marihina tsara anie izany amin'ilay énoncé : ... , dans un référentiel supposé galiléen !
24. Herimiafina ( 30/03/2006 21:33)
lapino:

Raha za le saofera am'zany tsy ozizy ah hoe TSY ZAKA fa ataoko hoe TSY OMBY ! :-D:-D:-D

Ka ireny saofera ireny tsy hiteny mihintsy hoe TSY OMBY satria saosy mandeha io isaky ny lanjany knou, ilay capacityé an'ilay camion hoe 10T amin,ny carte grise aza hitarindry zalahy 12t knou.

Sady amin'izay na dia tsy tafiditra ao aza ilay volon'akoho 10T dia mbola ny saran'ny fitanterana entana 10t ihany no aloha klé. hehehehe=))=))

25. lapino ( 30/03/2006 21:34)
Ka efa voalaza tsara ange hoe 1 kilao ny plomb dia 1 kilao koa ny volon'akoho e! Dia ny plomb dia efa mampisy pesanteur amin'ilay volon'akoho! :D
26. Vaika ( 30/03/2006 21:34)
lapino : e4 aza hoe mba jereko !
27. lapino ( 30/03/2006 21:35)
De lasa hoe mavesatra = mila kamiô betsaka
Kanefa ny plomb 1kilao sy volon'akoho 1kilao samy kamiô iray ihany dia mahazaka/omby azy!!

De iza fôna zany no mavesatra? :-D:-D:-D
28. lapino ( 30/03/2006 21:37)
Vaika:

lapino : e4 aza hoe mba jereko !

tsy azoko ilay e4 ?!!
29. Vaika ( 30/03/2006 21:39)
premier coup : 1.e4...!
30. Herimiafina ( 30/03/2006 21:39)
Tandremo koa fa ilay volon'akoho 1Kg mety tsy omby camion iray an! hehehehe=))=))
31. lapino ( 30/03/2006 21:40)
Tena kokloo za hitady esikié kle! :)
32. Vaika ( 30/03/2006 21:42)
Ahoana kosa aza izany ?
Tsy an-kiandry marary rangà !
33. lapino ( 30/03/2006 21:45)
tairo ary e, e5
34. Vaika ( 30/03/2006 21:48)
2.Cf4
35. lapino ( 30/03/2006 21:50)
2è coup Cavalier mandeha eo amin'ny F4 no dikan'io?
Tsy mety zany kle, Sô de F3 ?
36. Vaika ( 30/03/2006 21:51)
oadray !
Cf3 mantsy e!
37. lapino ( 30/03/2006 21:52)
Cc6 ary e
38. Vaika ( 30/03/2006 21:53)
Fb5 indray izany.
39. lapino ( 30/03/2006 21:57)
Mahery setra ange nareo zany e! :)
Cd4
40. Vaika ( 30/03/2006 22:00)
4.C*d4
tsy an-kamely tampoka kosa e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0109