Fivarotana fanafody mampiheritreritra

1. Fiffi ( 31/03/2006 05:35)
Pharmacie de Tana, à Antsahavola : Vente de médicaments douteux . http://www.lagazette-dgi.com/
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:32
2. fijo ( 31/03/2006 19:00)
tsa hitako re zao ko
3. Fiffi ( 01/04/2006 05:40)
kay moa ilay izy tao anaty gazety de efa niova indray ny vao2 tao dia efa nalana fa miala tsiny eh!
4. Veloo ( 02/04/2006 01:09)
:roll:
5. Fiffi ( 02/04/2006 05:32)
marina io ka!
6. LazaRandri ( 04/04/2006 02:34)
Ny fanafody eny amin'ny pharmacie ange voaaramaso sy eken'ny pharmacie centrale daholo e. Saingy eto amintsika moa mbola ny epicerie no mahavantana ny olona rehefa hividy fanafody. hahaha!
7. Fiffi ( 04/04/2006 05:57)
ka mety ho moramora angamba , izay no mahatonga an'io.
8. fijo ( 04/04/2006 19:57)
izay ahitana aloha rehefa marary ko.
9. Fiffi ( 05/04/2006 03:39)
marina aloha izany an!
10. watafon ( 06/04/2006 08:53)
mbola mila ezaka lehibe isika @ ty lafiny iray ity e!
11. Fiffi ( 06/04/2006 12:47)
fa na izany aza dia nisy article tao @ gazety momba ireo fanafody ireo fa nisy olana kely dia very ialy izy , fa toa hoe fanafody "contrefaçon" ilay izy ary namidy mora be mba ahazahoan'ny olona mividy azy t@ tahotra nohon'ireny haretina dengue sns ... ireny.
12. fijo ( 07/04/2006 03:29)
amiko manokana na dia "contrefaçon" aza raha ao daholo ny molekiola rehetra tsy olana,satria ny labo ngeza anie tsy takatry ny vahoaka e.iny aloha no azony.fa raha le fanafody tsy izy no amidy izay no tsy ekeko.
13. Fiffi ( 07/04/2006 04:59)
fa angaha moa ry fijo raha contrefaçon de mety hoe ao daholo ny molekiola ? nefa zay no maha-contrefaçn azy ! nefa moa tsy dia aiko loatra ka!
14. watafon ( 08/04/2006 14:38)
le izy ,dray aloha raha ny fahazaoako azy tsy contrefaçon e!fa générique moa zany na le vita avy any inde na chine ireny!! fa ny fomba nahazaona azy no tsy ara-dalàna ! nefa kosa aloha d mahavonjy ilay izy an !!!
15. Herimiafina ( 08/04/2006 21:20)
Fiffi:

Pharmacie de Tana, à Antsahavola : Vente de médicaments douteux . http://www.lagazette-dgi.com/

Misy pharmaciens sy pharmacienne ve ao amin'ireo e? Izy anontaniana fa tsy ny kill nivvidy tao. ahan :@:@

16. Fiffi ( 09/04/2006 06:28)
wata! ah! ok! Herimiafina: fa tsy any @ pharmacie anie ho hamidin'ry zareo ilay fanafody fa etsy sy eroa eh! tahakan'io :@ ataonao io !
17. watafon ( 11/04/2006 04:50)
Fiffi::-D:-D
18. Fiffi ( 11/04/2006 07:07)
:-D:-D:-D:-D ka marina io an! ny sigara koa hamidy etsy sy eroa : izay no mahatonga an'i Herimiafina hanana hi-fohana foana :-D:-D
19. watafon ( 11/04/2006 10:37)
tsy amidy akory ary fa alaina fotsiny etsy ambany etsy kou !! :-D:-D
20. Fiffi ( 11/04/2006 13:27)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7217