Fivarotana fanafody mampiheritreritra

21. watafon ( 13/04/2006 04:56)
f'hita kou !:-D:-D
22. Fiffi ( 13/04/2006 05:17)
fa ny tena marina kosa aloha dia efa mba mafy ny manjoa ny olona dia mbola misy hiany sahy manararaotra an! dia mba ahoana ary zany ny heritreritra ? mba mitombona ve ? dia ahita tory ve ?
23. watafon ( 13/04/2006 12:05)
zay anie no tena mampalahelo e!
24. Herimiafina ( 13/04/2006 12:48)
Ny date de peremption ny fanafody anie ka estimation fotsiny e! Mbola misy marge iny, ka na efa lany daty aza ka mbola recent ilay premptiond e mety mbola azo ampiasaina.

Ny olana dia ireo karazampanafody izay voarara tampoka noho ny tsy fihetezana hita tao aminy. Tsy ampy ohatra ny etudes toxicologiques sy teratologenese (effet segondera amin,ny fananahana), sns. Kanefa mbola misy mivarotra foana.

Ny Cotrim sy ny mitovitovy Formulation aminy ohatra dia fantatra fa mitarika insuffisance renales, sns tokony efa soloina.

Tandremo ihany. :@:@
25. Herimiafina ( 13/04/2006 12:52)
Fanitsiana sy fanazavana:
-Date de peremption: fotoana fetra amin'ny fampiasana azy.

-Teratogenese: mitarika olana any amin'ny fitaovampananahana sy ny zaza ao ankibo.

-Formulation: tarehin'ilay fanafody, rano sa pile sa draget sa cachet sa...sns...
26. Fiffi ( 13/04/2006 14:51)
Herimiafina: ireo voalazanao ireo aloha eo hiany , ny daty sns.... fa ny tena olana lehibe indrindra dia tsy mahafantatra ny olona izay "contre-indication" fa dia misy ny hoe "naheno" fa tsara hono ity fanafody ity dia vidiana , ny mpivarotra koa moa misy ny tsy mahafantatra na inona na inona fa dia izay ahalafo ny fanafodiny hiany no tanjony. Raha fanafody nety tamiko fa nahasitrana ny haretin-dohako , tsy midika veli2 fa ahatsara anao koa an!
27. Herimiafina ( 13/04/2006 20:20)
Auto-medication leisy no fiantsoana an'izany ry Fiffi an! Ny zavatra rehetra eto antany dia tsy maintsy ahitana toxine avokoa, ka ny ilana ny fikarohana amin'ny resaka fanafody dia justement hitadiavana ny fetra (dose) faran'izay kely indrindra azo ekena fa ho zakan'ny sarababembahoaka araka ny toebatana tsirairay avy. Moyenne standard izany no tadiavina.

Ny fanafody hohanintsika rehetra dia tsy maintsy ahitana produit toxique kely, na any amin'ny matière active izany na amin'ny formulation (fonony sy zavatra nanamboarana ilay fanafody).

Ary matetika izy ireny dia misy mahazaka misy tsy mahazaka.

Sarababembahoaka hoy aho fa tsy ny vahoaka iray manontolo, izany hoe misy frange kely na ampahany kely amin'io vahoaka io izany tsy tafiditra ao anatin'ny moyenne
28. Herimiafina ( 13/04/2006 20:42)
Misy mantsy ny antsoina hoe DJA=Dose Journaliere acceptables=izany hoe daozina poizina mba afaka hohanin'ny olona iray 80Kg salama tsara isan'andro kanefa tsy mahafaty azy raha tsy afaka 80 taona.

Dia manana an'io avokoa ny fanafody rehetra.
29. fijo ( 14/04/2006 03:27)
fiffi an,"contrefaçon"izy rehefa tsy le labo nanao azy no manao sy mivarotra azy.inde sy chine ary maroc no tena malaza amin'io.ahitana izay rehetra misy tokoa izy,saingy tsy aradalana noho izy tsy nahazoana alalana,avy amin'ilay mpamokatra azy.
noho izany mahasitrana izy.ka amiko io dia tsy olana satria lafo ny tena izy.fa misy kosa le fanafody,endrika fotsiny no mitovy ,fa ny ao anatiny tena "caca"ireny no tokony henjehana mafy
30. Fiffi ( 14/04/2006 04:38)
fijo: marina izany voalazanao izany saingy ny olana hoa dia ny tsy fahafantaran'ireny mpivarotra ireny sy ny mpividy ny contre-indication , ny mpivarotra moa dia izay ahalafo ny azy hiany no tanjony , ny mpividy kosa dia izay ahasitrana hiany koa ny tanjony , ary tsy tokony hoe andeha ihinana izao fanafody izay lazaina ny sasany satria nahasoa azy , eny eh ! marina aloha fa mba mijaly ireo tsy salama fa tsy hanararaotin'ny mpivarotra kosa ny hamidianany ny fanafody izay tsy mahafantatra akory izay tena mahazo ny marary.
31. watafon ( 14/04/2006 05:54)
ny tena manahirana ary mahasarotra ilay fitsaboan ange aty d izao e: na ny farmasia aza aty d manome fanafody na tsy misy ordonnance aza e! k io no mahatonga ny olona hanao AUTO-MEDICATION satria na ny saran'ny consultation aza tsy takany d aleony tonga d mividy amzao fotsiny! na ny fatrany, na ny fotoana fihinana azy, na ny contre-indications tsy fantany akory anefa !
Ilay fatra tsy ampy matetika no mitarika ny Résistance k tsy mandaitra intsony ilay fanafody avy eo !
fijo, ireo fanafody vita avy any chine, inde, maroc ireo anefa amzao aty d mitobaka d mitobaka tokoa !
HM: le cotrim ange lesy amzao d mbola mitana ny laharana voalohany amzao any ambanivohitra any e! ary betsaka ireo fanafody efa nosintonina t@ tsena no mbola ampiasaintsika aty e! :?:
32. Fiffi ( 14/04/2006 06:48)
tena mafy tokoa izany an! :( sady mampalahelo :(
33. watafon ( 14/04/2006 08:56)
izay nefa no zava-misy !
34. Fiffi ( 14/04/2006 11:59)
dia ahoana kay ny fijeren'ny ministeran'ny fahasalamana @ ireo ?
35. watafon ( 14/04/2006 12:09)
nisy fotoana efa nanenjika ireo mpivarotra fanafody eny an'elak'elantrano sady ny filazana moa fa tsy mahazo mivarotra fanafody ny farmasia raha tsy misy ordo efa teo ihany! saingy araka ny voalaza d tsy foana ireo satria efa zatra le oul !!
36. Fiffi ( 14/04/2006 12:11)
wata: ntssss !! tena tsy hitako intsony ilay article nilaza an'io fa tena interessant be mihintsy.
37. watafon ( 14/04/2006 12:18)
Fiffi, fa nataonao aiza ?
38. Fiffi ( 14/04/2006 12:21)
tsy hoe natao aiza fa rehefa nanao copier coller aho dia tsy niheritreritra fa hay moa miova isan'andro ny hevitra ao anatin'ny gazety dia very ialy izy! :(
39. watafon ( 14/04/2006 12:36)
ntsôô ! d tsy hita anaty archive v ?
40. Fiffi ( 14/04/2006 12:57)
ka tsy haiko ny mijery ny archive koh! :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0359