Fivarotana fanafody mampiheritreritra

61. watafon ( 20/04/2006 13:04)
Fiffi ::*:*:*
62. Fiffi ( 21/04/2006 12:46)
nandaitra indray le nidongy :oops: :*:*
63. watafon ( 22/04/2006 15:08)
tena mahomby mihitsy k ! :*:*:*
64. fijo ( 23/04/2006 03:19)
xata,tsy azoko le????vidividiany fahatany ve de mandaitra?
65. Fiffi ( 23/04/2006 05:32)
fijo: inona zany ?
66. watafon ( 25/04/2006 11:31)
fijo: :roll: le midongy lesy no mahomby an ! tonga d nahazo :*
Fiffi: :*:*:*
67. Fiffi ( 26/04/2006 04:41)
wata: :*:*:-$
68. watafon ( 26/04/2006 12:25)
:*:*eo ary e;:*
69. Fiffi ( 26/04/2006 15:20)
wata: vao nahita indray aho t@ télé t@ epidémie méningite nitranga tany Niger de 50.000 ny isan'ny olona nahazo vakisiny momba an'io de tsy nisy nandaitra ary olona nahatratra 2500 no maty.
70. watafon ( 26/04/2006 16:27)
zany v lesy! mety oe efa stade avancée le aretina d tsy nandaitra intsony ny vakisiny @ maha vakisiny azy !
71. Fiffi ( 27/04/2006 12:27)
wata: an3 fa toa hoe sur loatra t@ le vakisiny ialy namorona azy kanjo nisy faille ilay izy.
72. watafon ( 27/04/2006 17:04)
zany v tsy hampigadra kle! marob ange zany olona maty zany e! mampalahelo e!
73. fijo ( 28/04/2006 03:43)
any ngah misy migadra izany e.mody mifampitsara eo dia vita,ny vola miditra ihany ny mainty mihena ny isany.
74. watafon ( 29/04/2006 03:38)
kiiiii! mbo tena tsy mamely mitsy zany kozy zany less !!!
75. Fiffi ( 29/04/2006 05:31)
fa raha ny fahafantarako azy aloha de hoe epidemie be le haretina de toa maika be ny nilana aingana ny vakisiny @ zay mbola tsy nanaovana essai akory fa tonga de nalefa fotsiny satria efa be loatra ny narary. Ny mampalahelo tokoa dia tsy misy mogadra zany fa dia nanohy tsotra zao ireo labo .
76. watafon ( 29/04/2006 17:25)
aty @ tany an-dalam-pandrosoana marina le izy no nitranga e! ny procedures avant mise en marché an'ilay vaccin ange zany zao tsy narahana fa tonga d ndao fstn amzao e! tena tssss !!
77. Fiffi ( 30/04/2006 14:15)
wata: ary hono wa akia ? rehefa mamoaka fanafody vao2 ireny ny labo ka ny fanandramana azy @ olona ve mety misy fihetraikany ? any aoriana any io an! satria manko hoe olona salama be zao no hasiana ny haretina dia handramana aminy ny fanafody vao2 , fa tsy ny haretina rehetra kosa aloha an! tsy naharaka ilay débat hatramin'ny voalohany aho fa ireo no tratrako.
78. fijo ( 30/04/2006 18:47)
ka efa io lazaiko e ambony io.mody misy fitsarana mahotakotaka be mande eo,fa tsssssss,vita milamina fotsiny avy eo fa ny labo ve hikatona eo e
79. Fiffi ( 01/05/2006 04:08)
fijo kohhh tsy mamaly io fanontaniako io an! jereo ange eh! le fanaovana "essai"
80. watafon ( 04/05/2006 18:11)
raha ny tokony ho izy alou tsy azo hanaovana fanandramana ny olona raha tsy misy accord avy @ fanjakana sady b da b ny zavatra arahana vao afaka manao essai clinik @ na olona k !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3368