Fivarotana fanafody mampiheritreritra

81. Fiffi ( 05/05/2006 04:17)
wata: raha tokony ho izy marina fa misy mihintsy aloha miantso phone na mamoaka an-gazety ny @ fitadiavana olona , nefa aloha tsy dia fantatro loatra na misy an'io accord io satria fenohina fotsiny ilay kestionera de alefa dia mahazo convoc de zay.
82. watafon ( 05/05/2006 17:17)
za aloha mbola tsy voaantso fa zany mitsy k ! betsaka paperasse b fenoina io k ! sady misy commission stricte b no mamoaka hoe eny sa tsia !
83. Fiffi ( 05/05/2006 20:28)
wata: io fa hitako hiany ilay article an!
http://www.lagazette-dgi.info/index.php?option=com_content&task=view&id=5917&Itemid=77
84. fijo ( 05/05/2006 20:58)
mila mameno taratasy be ka,aiza kosa no hanaiky atao fanandramana fotsiny eo
85. Fiffi ( 06/05/2006 04:34)
fijo ahhh !! hitandry ve io gazety io ? hitako hiany ny hafarany ! :-D:-D zah nga akia niteny hoe tonga de manaiky fotsiny eo fa misy ttsy bdb aloha an! fa ny mahalasa heritreritra ahy de hoe alohan'ny hanekena ireny ve tsy mila consultation hafakely ?
86. watafon ( 06/05/2006 17:39)
misaotra akia Fiffi fa tena nahaliana mitsy le izy kle! :-*za mino ary betsaka ange ny farmasia manao an'io fa tsy mbola tratra alou e!
87. fijo ( 06/05/2006 20:18)
hitako io ka,marina mihintsy aloha fa tena misy manaonao foana e,na aty aza anie ry wata dia misy io manaonao foana io e
88. Fiffi ( 07/05/2006 04:07)
indrisy ! fa tena misy tokoa. Ny mahalasa ny saiko indray zao dia ireo fanafody genérique , tena mbola bdb ny olona tsy manaiky an'io rehefa mividy ny fanafody , asa maninona nefa mitovy hiany ny effet-ny sainy ny vidiny fotsiny no tsy motovy.
89. watafon ( 08/05/2006 17:39)
le saina mihitsy no efa voa ny tena marina e! raha vao hoe paracetamol d tsy tian'ny oul mitsy , ny doliprane sy ny efferalgan ihany no tiany ! nefa mitovy ihany !!
90. Fiffi ( 09/05/2006 07:51)
wata: misy fanafody mampiheritreritra ahy koa akia an! nanao allergie t@ sakafo zay zah de nomena polaramine de tonga de afaka , efficace be , de taty aoriana de nanao indray ! de "aerius" no nomena ahy ! ntssss !! fijaliana fotsiny fa tsy afaka na de kely aza . Efa nalana taty hono ny polaramine nefa mba tena efficace ery io.
91. ikalakintina ( 09/05/2006 08:51)
watafon!, marina mitsy zany!:-D:-D:-D:-D,efa bedebe mitsy aki fiffi ny fanafody tsy miasa aty europe fa mbola mamely sady efficace be any am ntsika a!
92. Fiffi ( 12/05/2006 19:17)
zany an ?
93. watafon ( 13/05/2006 17:56)
Fiffi,ikalakintina: nefa zany polaramine zany zao mbola tena fampiasako mitsy amzao kle ! fa mandaitra tsara k !
94. fijo ( 13/05/2006 21:06)
wata sy fiffi,ny polaramine no tsara raha lergika,fa ny aerius mampahatory fotsiny.
hona'izay tsy mahazaka trondro na krevety ireny polaramine sy voasary makirana dia milamina ny kaly.za tena voan'io,fa tsy mahasakana ahy tsy ihinana ,fa asiako an'ireo.
95. Fiffi ( 15/05/2006 05:00)
fijo: ountsss ! voan'ny oedème eo ny hafarany koh!
96. watafon ( 15/05/2006 08:57)
za lesy tsy sahy an ! efa nihinana polaramine mitsy za alohan'ny hihinana crevette fa tena tssss! tsy tafa e!
97. Fiffi ( 15/05/2006 11:25)
wata: hummmm !! wadrayyy !! fa zah koh akia de tena tsy sahy mihinana crevette mihintsy an! manao allergie @ iode manko zah de hoe ny crevette hono tena be iode ?
98. mimich ( 16/05/2006 07:21)
fiffi> zany v!!!
ny ahy njay ny crabe no hitako e tsy zakako fa mangalatra kely nihany ndray2 de mihinana polaramine am voalazan'i fijo
ny mahagaga ahy nefa anie de talou za tsy naninn eee. efa antitra angamba ee! de antitra koa ny taova
99. watafon ( 16/05/2006 18:59)
mimich: izaya no atao hoe allergie k! tsy miseho izy @ contact vôlohany fa après énième contact izy vao mahafantatra ny vatana oe tsy zakako ity zavatra ity d mi-reagir amzay izy!
100. Fiffi ( 17/05/2006 15:21)
zah zao de mijaly sahady @ allergie pollen ! atchumm foana , ny maso mangididy , ny orona misy rano foana , ny desensibilisation tsy mandaitra , ny aerius tsy mandaitra fa mitony 1h de zay fotsiny :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1975