Fivarotana fanafody mampiheritreritra

101. watafon ( 17/05/2006 16:52)
oohhh! d aôna zany akia ? clarytine ndray andramana e!
102. fijo ( 17/05/2006 20:35)
ary ndao ary nareo hiara misakafo amiko dia krevety sy trondro atono no laoka e.hi hi i ataoko be saosy voatabia tsara ka,aza manahy.
103. watafon ( 20/05/2006 17:52)
fijo: raikitra zany fa aza andrahoina miaraka ftsn fa raikitra e! milay ange lesy zany trondro atono zany e! hummmm!!! Fiffi nga tsy tia?
104. fijo ( 20/05/2006 20:44)
hay ela koa tia trondro atono???atao be voasary makirana io tena hummmmmmmm,hadinoko mihintsy hoe eo akaikiko i fiffi
105. Fiffi ( 21/05/2006 19:15)
hummmmmmmmmm !! iny ary zah fa tonga an!!!! tandremo kely ny anjarako an! fa raha trondro hatony zany aloha de zah no 1ère ligne an! nareo milahatra ! :miam::miam: tena mitelin-drora mihintsy zah ato an! fa le crevette aloha tsy voako an! na de minana polaramine aza tsy lasako io an! manao allergie @ iode zah io manko.
wata ah! ka tsy mety manome an'io akia le dokotera an! le zyrtec zao no nasolo azy nefa mampatory beeee loza io an!
106. watafon ( 23/05/2006 19:04)
mampatory foana rehefa mety ho anti histaminique akia an !
fijo, Fiffi: andraso aloha za hampilendalenda ndray fa tsss :omaly zay taty nihinana trondro natono: rouget efa ho 4 kg angambany nefa zay 3 ftsn d tsy lany e! fa hummmmmm! miam ! nantsoiko ihany nareo fa msgrie vocale doly ! :-D:-D:-D
107. Fiffi ( 24/05/2006 07:30)
wata: kiiiiii !! tena tsy henoko le antso !! zao ve de mba rariny ? :evil: :-D:-D:-D:-D:-D:-D laingako zany akia an! fa sambatra akia ndry an! hummmm :*
108. watafon ( 28/05/2006 15:30)
mihianana trondro v akia d mahasambatra ? :-D:-D:-D :* hummm ! fa miam b mitsy le izy an ! :-D
109. Fiffi ( 29/05/2006 07:23)
wata: :* ountsss ! tena sambatra satria aty anie ka sady lafo be ny trondro no raha mba afaka mividy de ireny efa surgelé ireny nefa tsy misy tsirony eh!
110. watafon ( 30/05/2006 18:25)
d mbola nihinana ndray androany e! :-D:-D:-D nahatsiaro andry mitsy za !
111. Fiffi ( 31/05/2006 06:32)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5005