fankalazana ny asaramanitra malagasyiany koa ny andro omaly

1. ravatorano ( 30/03/2006 11:40)
Hita fa tena hadino tokoa ny fomba fanisana ny andro sy volana malagasy ary maro amitsika no tsy mahalala miitsy hoe aoana sy aoana ny famaritana ny andro sy volana malagasy ho lmasa taoana iray.
Nankalazaina omaly ary ny asaramanitra malagasy izany hoe ny taom baovao satria niditra omaly n29 mars iny ny voalohan ny volana alahamady.
Misy namana milaza fgfa nentina nanadroana fotsiny ihany ireo volana ireo fa tsy tena raikitra nefa tsarovy fa isan ny kolo tsaina malagasy izany fa reefa tafiditra ny fampianarana tandrefana dia nilaozatsika ireo anaram bolana malagasy sy ny fanisana ny andro.
Tsy misy maharatsy an izany ary ny andro omaly moa izany nanaovana fankalazana teo amin ny tahala rarihasina dia natao ho fampatsiahivana ny lasa izay tokony tsy ho very.
novalian'i Fiffi ny 03/04/2006 04:54
2. era ( 30/03/2006 12:17)
ravatorano:

izaho tena liana be amin'io fanisanandro Malagasy io, tena marina fa sarotra be amin'izao fotoana izao no ahita olona tena hoe afaka hanazava, ary dia mampalahelo fa isika malagasy dia tena mora manary ny antsika dia tena miha-manjavona tsy hita izy ireny aty aoriana. Na ny teny aza anie izao dia efa tena arian'ny sasany mihitsy indrindra fa rehefa hoe tonga aty an-dafy izay izy e. Raha vao mba manana vaovao na fampianarana momba ireny kolosainantsika ireny ianao dia mba andefaso e. Tena mangetaheta marina e, ary dia tena vonona ny hitrandraka mihitsy
misaotra
3. jentilisa ( 30/03/2006 13:07)
Ny antony voalohany mety ho nahavery io fanisan'andro io dia ny didy napetraky ny frantsay fa afindra ho 14 jolay daty tsy mifindra ny andro fandroana. Isika mahalala hoe inona moa izany 14 jolay izany. Voalohany ny tanan-dehibe no nanary voalohany. Avy eo mety ho niha-nilefy tsikelikely koa tany ambanivohitra.

Manaraka izany, nisy ny fotoana nankalazain'ny minisitera io alahamadibe io. Gidraka be ny zavatra nanaraka io satria lasa miaraka tsara ny fomba finoana malagasy izay be no toherin'ny fiangonana sy ilay andro. Tsy mahagaga raha tsy sahy hiseho masoandro hanaraka io fomba io ny minisiteran'ny kolontsaina.

Koa ezaka be raha toa tiana hiverina io fomba iray io ka eken'ny fiangonana kristiana ny zavatra atao ao!
4. Fiffi ( 31/03/2006 05:39)
Hita fa tena hadino tokoa ny fomba fanisana ny andro sy volana malagasy ary maro amitsika no tsy mahalala miitsy hoe aoana sy aoana ny famaritana ny andro sy volana malagasy ho lmasa taoana iray.
tena tsoriko aloha fa tena tsy mahay an'io aho na dia kely aza :( fa dia misaotra anao nanisy azy eto !
5. ravatorano ( 31/03/2006 08:31)
jentl
6. Fiffi ( 01/04/2006 06:58)
soahiany aloha fa mba misy mahafantatra dia mba mizarazara ka dia isaorana anareo :)
7. Veloo ( 02/04/2006 01:11)
za dia tsy mba nahalala an;izany mihitsy:(
8. Fiffi ( 02/04/2006 05:07)
zah zao akia ry Veloo zay vao mba mitady , mikaroka , mianatra fa tena angaha tsy loza eh! :(
9. ravatorano ( 02/04/2006 12:54)
veloo
10. Fiffi ( 02/04/2006 13:03)
ravatorano: marina mihintsy aloha izany lazainao izany , fa raha zah manokana aloha dia mbola tsy nisahiran-tsaina na dia kely aza ny te-halalako ny fiavian'ny halloween ohatra fa fantatro fotsiny hoe resaha matotoa sa .... ka tsy mifanohitra @ finoako io. Tena miala tsiny mihintsy koa aloha zah fa na dia ireny ankizy mandondoana ao @ varavarana ireny mangataka bonbon dia tsy manome aho fa tonga dia nasiako mihintsy pankarta hoe "pas d'alloween ici" :-D:-D:-D:-D
Fa zah indray aloha dia efa manomboka mikaroka @ zao fotoana izao ka izay no nolazaiko tery ambony hoe misaotra mba nizarazara eh!
11. Veloo ( 02/04/2006 21:12)
ravatorana zay aloha e:wink:
12. Fiffi ( 03/04/2006 04:54)
ravatorano: dia mba hampitampitao raha mbola misy vao2 hafa eh! :):)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7396