Iray ihany no fanafana amin'ny fitiavana ...

1. lapino
(
30/03/2006 21:07)
... dia ny mitia bebe kokoa :)
Henry David Thoreau:
Il n'y a qu'un remède à l'amour : aimer davantage.
novalian'i diamondra27 ny 08/04/2006 07:36

2. Herimiafina
(
30/03/2006 21:18)
Fa le izy anie leity miova rehefa iarahana ilay olona e! Matetika koa mba hahabe an'ilay fitiavana dia aleo le jerijerena fotsiny ilay sipa mahatara ohatra toy izay kotiana dia iarahana! Mba marina e!:-D

3. lapino
(
30/03/2006 21:27)
Izay izany izy no hoe "ny lavaka tsy hita no mahamanimanina ... :wink:" :-D:-D:-D

4. Herimiafina
(
30/03/2006 21:35)
Fa hoy koa i Lord byron hoe: Il est plus facile de mourrir pour la femme qu'on aime que de vivre avec elle. :-D
Efa noteneniko tatsy ihany fa mody nataoko hoe personne :oops::oops:
Efa noteneniko tatsy ihany fa mody nataoko hoe personne :oops::oops:

7. Herimiafina
(
30/03/2006 23:35)
Marina mihintsy io an'i Lapino io kah!
Fa misy base-ny ihany aloha ilaina e!
tsy maintsy tiana ilay olona iarahana, misy mantsy manao lamaody hafahafa amin'izao fotoana izao, miaraka amin'ny olona tsy dia tiany akory klé.
Fa ny tena loza koa dia tadidio fa ny johnny rapida no tena mahazo fahafinaretana fa tsy de ny tompombady loatra matetika an! :-D

8. lapino
(
31/03/2006 00:11)
Ilay fitiavana koa ange tsy azo raisina hoe fahafinaretana foana e! Raha fahafinaretana manko mety azo eny am'ze andalovana eny foana ihany.
Fa raha le sipa koa no traingon'ny johnny rapida tô tsy milay kle! Tena mety tsy hisy remede possible intsony :-D:-D:-D
Fa raha le sipa koa no traingon'ny johnny rapida tô tsy milay kle! Tena mety tsy hisy remede possible intsony :-D:-D:-D

9. Herimiafina
(
31/03/2006 00:14)
Izay mihintsy no vita raha sendra Johnny rapida knou, iza koa no hiray vilia amin,i Johnny rapida! Olombelona efa ho 6 milliara eto antany ireo, tsy maintsy misy hafa manjamanja kokoa sady tsy nandalovany! hehehehe=))=))

10. meme
(
31/03/2006 00:55)
Tsy ny fandeferana ve no metimety kokoa? (l)Mandefitra @ lafiny maro.Oh:Tsy mikôzy raha vambanao izy,Tsy mikorontana raha mandany be izy @ lamôdy na aingitra,Tsy mikorapaka raha sendra mamilafila izy,Tsy mi-forcer raha mamaly tsy hanao firaisana izy,sns e!!!:roll:

12. fasaly
(
31/03/2006 05:09)
Herimiafina:
Fa le izy anie leity miova rehefa iarahana ilay olona e! Matetika koa mba hahabe an'ilay fitiavana dia aleo le jerijerena fotsiny ilay sipa mahatara ohatra toy izay kotiana dia iarahana! Mba marina e!:-D
tena marina beuh io ry hery miafiana a! hay veuh toi kou mahatsapa anzany e!:P:-D:-D:-D aleo ihany lay flirt kely eny fa tsy miaraka de matsiro foana tsy mihena ny fitiavana:°):°)(l)(l)

13. kala
(
31/03/2006 05:37)
lapino > mitia bebe kokoa ange tsy de we ampisehoaina @'ny le olon-tiana iny daholo ny fitiavana fa somary mody fanin ndraindray ê!8) & :D
mifampitohy kely @ le notenenin'i meme ary ny tena masaka de le hozizy HM hoe "aleo le jerijerena fotsiny ilay sipa mahatara ohatra toy izay kotiana dia iarahana"..
Zà aloha mahita an'izany ho matsiro noho le avy de miraparapa be reny :wink:

14. Fiffi
(
31/03/2006 07:38)
remede a l'amour:tuer l'amour , le hair.i.e ne pas aimer:roll::roll: dia ho lasa vieux garçon eo zany radeeds

18. Herimiafina
(
31/03/2006 17:57)
Tena otsan,ny tiko davantazy anie nareo rehetra izany e! (l)(l)(l)(l)

20. Herimiafina
(
31/03/2006 18:03)
Ny olna fotsiny izao de tsy mahazo maka mihoatra ny iray hono zah klé. de ahoana izany? Iza no alaiko, toa favy be mahafatifaty, mahate-ho tia daholo? :-D:-D