Iray ihany no fanafana amin'ny fitiavana ...

21. pissoa ( 31/03/2006 18:08)
zah alaina fa zah tsy mahate-ho tia :-D:-D:-D:-D
22. Herimiafina ( 31/03/2006 18:11)
Hay, de alaiko izany ianao aloha de anjaso raim eo fa hitady fanampiny zah sao de hanenina, hehehe=))=))
23. pissoa ( 31/03/2006 18:18)
Hihihi, tsy mila kah ... zah na dia tsy maha-te ho tia aza tsy mampanenina izany :-D:-D:-D:-D
24. Herimiafina ( 31/03/2006 18:19)
Inona aza ny specialité-nao e! Sao mantsy de verifié ny hypothese an'i lapino klé? hehehehe=))=))
25. pissoa ( 31/03/2006 18:21)
Zah alou tsorina fa tsy mahay n'inn n'inn e :-D:-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 31/03/2006 18:32)
Otsan'ny interressant marina an! Mbola tsy ni-etudier cas otsanao izao mantsy zah e!
Fa ianao ve kalongany genre Homosapiens sapiense sa H.neenderthalis, sa....?
Interessant! Interessant :-w:-w
27. pissoa ( 31/03/2006 18:34)
Inn doly ny dikan'zany kle :-w:-w
28. Herimiafina ( 31/03/2006 18:50)
hummm, hummm, tena Homosapiense sapiense ianao kah, tsy ampihambahambana itsny no itenenako an'izany! =))=))
29. pissoa ( 31/03/2006 18:59)
Fihinana ve izany leity =))=))=))=))
30. kala ( 01/04/2006 08:04)
=))=))=))=))=))=))=))=))pissoa angaha noana an'izany sa mangetaheta fotsiny:wink:
31. Fiffi ( 01/04/2006 09:41)
i Herimiafina aloha dia mahita lazaina mihintsy eh!:-D
32. pissoa ( 01/04/2006 13:17)
kala kou tssssss =))=))=))=))
Fiffi, bandy :-w:-w io retsy an :-D:-D:-D
Herimiafina :°):°):-*
33. Fiffi ( 01/04/2006 14:00)
pissoa: ok :) :-*:-*:-*
34. ikalakintina ( 01/04/2006 20:45)
fitiavana : fitiavana: za miombokevitra am kala ery ambony e!
35. lapino ( 01/04/2006 21:20)
pissoa:
zah alaina fa zah tsy mahate-ho tia :-D:-D:-D:-D

Tena mbola misy maso tsy tampina kle! :-w:wink:
36. Veloo ( 02/04/2006 01:21)
lapino :-D:-D:-D
37. pissoa ( 02/04/2006 03:26)
lapino, oujyyyyyyy, i Herimiafina no niresahako teo fa ngah enao :-w:wink:

:-D:-D:-D:-D
38. Veloo ( 02/04/2006 03:50)
:-D:-D:-D iza no diso ato e:-D
39. pissoa ( 02/04/2006 04:27)
Hihihi, tsy hay intsony retsy ry Veloo an :-D:-D:-D:-D
40. vivi ( 02/04/2006 07:24)
meme
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0494