Iray ihany no fanafana amin'ny fitiavana ...

41. lapino ( 02/04/2006 11:20)
pissoa, ka eny hoà!!
Fa ny masoko hoà mbola tsy tampina e! :-w http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m442c736f02e1a#m442d0b2d68636
:wink::-D:-D:-D
42. Fiffi ( 02/04/2006 11:40)
43. lapino ( 02/04/2006 12:10)
Ny mason'i Fiffi koa aza tô lasa nivandraka be ko :wink::-D:-D
44. Fiffi ( 02/04/2006 12:12)
lapino: ka tsy hitako hoe inona no ao @ io "jereo eto" io koh! :(
45. lapino ( 02/04/2006 12:16)
pissoa tao @ io jereo eto io:
Mitaky fahaizana mihaino koa ny fifandraisana.

Dia ozizy ah hoe :-w satria toa mitari-bato vilam-bava izy :wink::-D:-D
46. Fiffi ( 02/04/2006 12:56)
ah! ok ! zay vao hitako eh! :-D:-D:-D:-D:-D
47. pissoa ( 07/04/2006 07:51)
lapino:
Dia ozizy ah hoe :-w satria toa mitari-bato vilam-bava izy :wink::-D:-D
Vilam-bava maninn kou zaaaaaah :? Samy hafa koa ny manaky sy ny mihaino raha tsy tsikaritr'elah :roll:=))=))
48. mandrindra ( 07/04/2006 08:30)
lapino:

... dia ny mitia bebe kokoa :)

Henry David Thoreau:
Il n'y a qu'un remède à l'amour : aimer davantage.



lainga be zany e. ny aretina no mila fanafany. ny fitiavana dia tsy aretina.
49. diamondra27 ( 08/04/2006 07:36)
ary misy tsy mazavazava mihitsy zany mitia homosapiens zany a! le izy voloina be iny ve zany no itiavanao azy sa le izy matanjaka ara-batana sa inona? Fa le homosapiens kosa aloha raha hihaza tena mahomby e! fa nampalahelo ihany ry zalah t@ farany e!

lapino: enao kosa tsy taranaka homosapiens fa taranaka bitrokely e:lol:

de aleo zany mitazatazana fotsiny fa tsy miditra refa tia e!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2429