Tartiflette!

1. Herimiafina ( 30/03/2006 23:55)
Tena favy ry reto an! tena favy be miaraka amin'ny divay kely. :miam::miam:

Ka hono ho aho, izaho tsy dia tia mitsikaraka loatra an'ireny recette sur internet ireny fa raha misy mahay manoro ny fomba fi-preparer-na azy dia tonga soa e! humm! Misaotra mialoha :*
novalian'i Falzar ny 13/04/2006 12:26
2. Rafotsy ( 31/03/2006 05:32)
Ny ahy no fanaoko :
Mila ovy voasana ary tapahana en rondelles lehibebe , ary andrahona kely @ rano misy sira ( tsy atao ela loatra satria mbola tohizana la four avy eo )
Maka lardons fumés ary endasina ao anaty lapoaly miaraka @ oignons hachés sy ail haché poivre , tandremo ny sira satria ny lardons efa feno! Rehefa masaka dia asina crème fraiche , dia afangaro ilay ovy efa nitsifina tsara , maka plat à grantin dia arotsaka ao ny antsasany dia asina lamelles ngezangeza de reblochon, faranana @ reste ny ovy dia tapisser na reblochon dia alefa lafour préalablement chauffé à 200° thermostat 7 , masaka rehefa mitsonika sy doré tsara ilay fromage ! Tena tsara mihitsy miaraka @ vin blanc !
PS : Raha hitanao fa maina loatra dia asio 1 verre de vin blanc alohany androtsana ny ovy !
Mahazotoa mihinana e !
3. Fiffi ( 31/03/2006 06:03)
ny ahy indray dia izao no fanaovako azy: mitovy ny anareo hiany ny ingredients fa tsy andrahoako ny ovy fa rehefa voatapatapaka iny izy dia atao anaty plat à gratin dia asiana crême liquide na manao sauce béchamel dia asiana crême fraîche dia mba misy rano tsara mba hamasaka ny ovy fa raha handrahoana aloha manko ny ovy dia lasa masaka be loatra dia mipasaka be indray . :miam::miam::miam:
4. vale ( 31/03/2006 06:51)
hummm, mitovy2 aminy gratins daphinois ihany izany ny ingredients sy ny fomba fanaovana azy, hummmm:miam:
5. majakely ( 31/03/2006 08:36)
Tena favy fa tena graaaaaaaas ,,, hihihi,,,,manenina kely mintsy refa avy nikaly tariflety ,,letiééé:-D
6. vale ( 31/03/2006 11:59)
:-D:-D
7. adidy ( 31/03/2006 14:13)
Ny ahy indray ny ovy andrahoako @ hodiny aloha, tsy atao malemy be fa mbola mafimafy iny, dia avy eo endasina ny oignon sy lardon, dia avy eo arotsaka mendimendy kely ny ovy novoasana natao rondelle. Dia natao tao anaty plat à gratin izay efa nasiana tongolo gasy(frotter-na @ ail ilay plat), dia alaina ny faisselle, na fromage blanc, dia kapohana kely ho maivamaivana dia atao ao, dia ny fromage afaka asiana ilay fromage à raclette ireny koa!!
8. Fiffi ( 01/04/2006 07:28)
ie! ny an'i adidy mba tsy dia mavesatra loatra zany sady tsy dia gras loatra eh ?
9. adidy ( 01/04/2006 11:06)
fiffi: aiza kosa moa no tsy ho gras, fa rehefa mihinana dia odiana fanina ilay calorie, dia miteny tena hoe avy eo aho manao régime sy mitandrina e!!Ntso!!!:oops:
10. Fiffi ( 01/04/2006 11:13)
adidy: :oops::oops: nga tsy loza eh! fa mba tsiron-tsakafo kosa aloha izany an! :miam::miam::miam:
11. kinaoly ( 01/04/2006 16:12)
ny gratin dauphinois tsisy fromage fa creme fotsiny iany ooooo :wink:
ny tartiflette tsy maintsy asina fromage oooooo :wink:
12. kinaoly ( 01/04/2006 17:38)
nainga hadinoko kou ny gratin dauphinois misy fenouil :wink:
13. vale ( 01/04/2006 17:56)
kinaoly:ny baseny ange no teneniko rets ê:wink::wink:
14. Veloo ( 02/04/2006 03:12)
15. Fiffi ( 02/04/2006 05:55)
misy fenouil ?
16. kinaoly ( 03/04/2006 14:40)
fiffi> ie zany hono misy fenouille any ambanin'ny ovy refa manao gratin dauphinois :D
nde hikaly alou za fa mahanôna nareo ato
17. vale ( 03/04/2006 16:23)
:roll:
18. Herimiafina ( 03/04/2006 16:24)
Dia misaotsa betsaka ry zareo fa dia raha nisy possibilité zah de nasaiko nareo amin'izay koa mba misy mitondra divay kely ho ahy klé. hummm :miam::miam:
19. Fiffi ( 04/04/2006 04:19)
Herimiafina: raha zah aloha no tonga any de ho diso fanantenana eo enao eh! :-D:-D:-D:-D tsy misy zava-pisotro misy alikola na pitiny aza :-D:-D:-D dité de ampy :-D:-D :*:*
20. Herimiafina ( 04/04/2006 12:05)
Anjekaky oo :{:{
Dité fermenté koa mety ho favy kah! hehehehe=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2118