Tartiflette!

21. Fiffi ( 04/04/2006 12:39)
ny inona no hatao fermenté ?
22. Herimiafina ( 04/04/2006 12:53)
Le dité kah, atao anaty fut de chene de asiana ferment kely de lasa dité fermenté akia an! hummm=))
23. Fiffi ( 05/04/2006 04:31)
:roll: de raha fermenté anie de lasa misy alikola hiany eh!
24. doralala ( 09/04/2006 18:10)
Ity ny ahy ny recette arahako :
http://www.meilleurduchef.com/cgi/mdc/l/fr/recettes/tartiflette_ill.html
Izao ny vokatra azoko :
http://hetsika.free.fr/namana/tartiflette.jpg
Miam ! Miam !
Ny toro-hevitro dia izao : hitako somary lafolafo ny reblochon ka ireny fromage à tartiflette ireny no ampiasaiko.
Izay e : mazoto homana daholo e ! :-)
25. Herimiafina ( 09/04/2006 18:37)
Merci doralala, de tsy adino ny divay! ahan :@:@
26. Fiffi ( 10/04/2006 05:13)
:miam::miam::miam::miam::miam:
27. Falzar ( 13/04/2006 12:26)
Doralala: aza de mba mampitelin-drora hotran'io moa letsy 'nareo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1045