(tsy dia mila valiny) - Forum serasera"> test <br>''"""''''<br> (tsy dia mila valiny) - forum.serasera.org

test
''"""''''
(tsy dia mila valiny)

1. rrdo ( 30/03/2006 16:10)
Ito dia test kely fotsiny (tsy dia mila valiny)
''"""''''
novalian'i hery ny 30/03/2006 19:29
2. rrdo ( 30/03/2006 16:16)

Nefa mila valiny tampoka ihany (avy amin'ny namana raHery)
Eo am pijerevana sy fanandramana 'fucntion htmlspecialchars, htmlentities ...' amin ny PHP izaho io dia nanao an ity test ity.

Angamba tonga dia hitanareo ny valin'ilay test (eo am champ 'Lohateny' no tena misy azy)

Miala tsiny @ fanelingelenana!!!

rrdo
3. Fiffi ( 30/03/2006 16:50)
:):) tsy manelingelina kosa eh! fa sao dia poisson d'avril io aloha ? :-D:-D:-D laingako zany fa mazotoa eh! dia mahavità soa ary :):)
4. rrdo ( 30/03/2006 17:37)
:D:D
Tsy poissonnn davrilll io ka:!:
Jereo anie ny fisehon'ny lohateny tsy mitovy @ iry ambony iry

Le 'Fanazavana' am endri tsoratra koa toa tsy mandeh
5. Fiffi ( 30/03/2006 18:10)
tena tsara kosa aloha ilay fihovana an! milay eh! dia misaotra anareo izany fa manja eh! :):):)
6. hery ( 30/03/2006 19:29)
Izay fa nahitsy :-)
MIsaotra e.

Izaho mampiasa smarty http://smarty.php.net dia manao escape dia miala daholo ny html rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0599