malahelohelo

1. sakaizakely ( 25/03/2006 14:39)
Herinandro fotsiny izy no teto amiko dia lasa nody sahady. Ma mini grande SOEUR à moi, ma moitié, mon double, ma copine, ma choupette, ma cocotte... Vao tsisy tapakandro izay no nandehanany dia efa manimanina sahady ny tenako. Atao ahoana fa samy manana ny fiainany sy ny tokantranony daholo. Elle me manque :cry::cry::cry:
Nareo koa ve misy fotoana mahamanimanina anareo toy izany, na hoe misy olona tena tianareo be mihintsy dia tsy foinareo (ankoatran'i malala) ?
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 04:30
2. Fiffi ( 25/03/2006 14:52)
Nareo koa ve misy fotoana mahamanimanina anareo toy izany, na hoe misy olona tena tianareo be mihintsy dia tsy foinareo (ankoatran'i malala) ?
na iza na iza mino aho fa tsy maintsy nandalo t@ io daholo fa mahereza eh! :):)
3. lemenakely ( 25/03/2006 16:17)
indrisy indrisy ry tapa-tsaosisy:oops:
4. Fiffi ( 25/03/2006 17:15)
:roll:
5. pissoa ( 25/03/2006 17:23)
:roll:
6. Fiffi ( 25/03/2006 17:36)
pissoa: ntssssss nefa anie tena mba malahelo kosa izy an!
7. sakaizakely ( 25/03/2006 19:09)
lemenakely koa tena tsy namana an!
tsy maninona e ! asiana hagen daaz kely eo ampihainoana an'i Eros Ramazzotti dia vetivety dia misava ilay manjavozavo teo...
quanto scuze ho inventato io...:lol::}
8. patrick2002 ( 25/03/2006 19:14)
lalam-piainana anky izany ry sakaizakely ah! Ny fanombohana rehetra dia tsy maintsy miafara @ fisarahana daholo:(:(
9. sakaizakely ( 25/03/2006 19:19)
misaotra an'i Fiffi fa izay sahady ange dia efa vita ilay izy e ! :-* Efa miditra zavatra hafa sahady izaho io. Messi fiffi
10. Fiffi ( 25/03/2006 19:58)
ndryyyyy sakaizakely :-*:-*:-*:-* mahereza hatrany dia rehefa somary malahelo iny dia tongava eto fa eto foana aho hampahery anao an! :-*:-*:):):D:D:D
11. Veloo ( 26/03/2006 02:37)
ca fait partie de la vie io e:wink:
12. Fiffi ( 26/03/2006 06:16)
zay mihintsy fa mahereza eh!
13. batso ( 26/03/2006 13:22)
ZAY lesy no hilaina ny sera2. Nny bllème ny gasy ty tsy misara mianakavy ty any ka lasa sentimental ka mora mivoraka amina-pa
14. fasaly ( 26/03/2006 13:50)
aza mihaino hira malahelo matztika zany ry sakaizakely fa ny hiran'i eros anie tena mampanembina be doly e!:cry::cry::cry: de ho velona njay ny alahelo sy ny ranomaso:snif::snif::snif::snif:
:^):^):^) kanefa izà indrindra aza no tena tsy laitsa kou!:^):^):snif::snif: fa mahay mampionon-tena:-*:-*o^o:miam:8):D
15. Fiffi ( 26/03/2006 15:54)
ZAY lesy no hilaina ny sera2. Nny bllème ny gasy ty tsy misara mianakavy ty any ka lasa sentimental ka mora mivoraka amina-pa
wadrayyyy kosa ry batso an! fa nahoana no hoe amina-pa ? :evil:
16. fasaly ( 26/03/2006 18:30)
:evil::twisted::-D:-D:-Dzao lay tarehy mivoraka ry fiffi fa mitandrema an!:-D:-D amina-pà:-$:-D:-D
17. Fiffi ( 26/03/2006 19:05)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
18. boubounezy ( 26/03/2006 21:26)
tena misy kia zany a! fa za t@ mbola kely dé tena nalaelo ny cousineko zay notézainy 1 amandreniko tao @nay nefa tsy maintsy ande hipetraka tany tana izy nefa zay tany bira de ny nataoko nomeko azy ny ankajoko vô novidiny 1 amandreniko ho azy satry za tena nalahelo fa hisaraka @ le cousineko dé tsy nandah mou i papako sy mamako t@zay fa refa samy lb zay 2 dé niona fa nifankahazo tsara fa nisaina fa anjaranjy iany ny misaina hoe: efa samy lb ka samy manany anitra ho azy de na mifamaly aza dé mpiavana fona diso haiko lotra mantsy ny fiainanay ary diso niaro azy lotra kou za refa manana pblm sipany izy na tsisy tsara otrany ametrahany oula fitokisana ary refa tsy mivôka iny dé maika tena milay be! fa ra misy havanjy na namanjy ka tinjy sy tianjy, dé ao ny confience zany hoe tsy maintsy misy ny confidence zany fa tena mafinaritra anah alou ny omeny oul confience e! tena tsy miteny ninn2 mintsy za satry manaja ny fatokisany anah za dé zay lé tena milay



sakaizakely:

Herinandro fotsiny izy no teto amiko dia lasa nody sahady. Ma mini grande SOEUR à moi, ma moitié, mon double, ma copine, ma choupette, ma cocotte... Vao tsisy tapakandro izay no nandehanany dia efa manimanina sahady ny tenako. Atao ahoana fa samy manana ny fiainany sy ny tokantranony daholo. Elle me manque :cry::cry::cry:
Nareo koa ve misy fotoana mahamanimanina anareo toy izany, na hoe misy olona tena tianareo be mihintsy dia tsy foinareo (ankoatran'i malala) ?



19. Fiffi ( 27/03/2006 04:42)
fa @ maha olombelona antsika wa , tsy maintsy misy foana io , fa tsy atao an'izany hoe amina-pa zany eh!
20. fasaly ( 27/03/2006 04:47)
:-D:-D:-D tsy aritry fiffi mahintsy ui amina-pà an!:-D:-D zà kounkou de malaehlo lava amina-pà aky:-D:-D
misnetonsento lava amina-pà:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0949