malahelohelo

21. Fiffi ( 27/03/2006 04:58)
fasaly: tena voako akia io an! ndry koa dia mandrangitra ahy amina-pa kle :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
22. sakaizakely ( 27/03/2006 13:27)
ka zany mihintsy ange ry batso ny andehanako eto e ! Tena lasa drogy ity serasera ity fa satry hitafa sy hidinika eto foana. Fa ny ahy rehefa misy olona ahazahoako miresaka dia vetivety dia tony sy misava ny olana rehetra

batso:

ZAY lesy no hilaina ny sera2. Nny bllème ny gasy ty tsy misara mianakavy ty any ka lasa sentimental ka mora mivoraka amina-pa



23. sakaizakely ( 27/03/2006 13:37)
efa vita ilay izy ry fasaly fa misaotra a ! Efa nifampiresaka izahay ary izahay indray no mankany atsy ho atsy. Ny tena tiako nolazaina dia izy mantsy ilay Chiquitita-ko raha fantatrao

Chiquitita, you and I know
How the heartaches come and they go and the scars they're leaving
You'll be dancing once again and the pain will end
You will have no time for grieving



fasaly:

aza mihaino hira malahelo matztika zany ry sakaizakely fa ny hiran'i eros anie tena mampanembina be doly e!:cry::cry::cry: de ho velona njay ny alahelo sy ny ranomaso:snif::snif::snif::snif:
:^):^):^) kanefa izà indrindra aza no tena tsy laitsa kou!:^):^):snif::snif: fa mahay mampionon-tena:-*:-*o^o:miam:8):D



24. sakaizakely ( 27/03/2006 13:49)
f'inn klou no dikan'le we "amna pa" azafady ?

batso:

ZAY lesy no hilaina ny sera2. Nny bllème ny gasy ty tsy misara mianakavy ty any ka lasa sentimental ka mora mivoraka amina-pa



25. Fiffi ( 27/03/2006 14:26)
sakaizakely: amin'ny tsy misy antony ny dikan'io an! fa aza mamaky loha loatra an'izany fa rehefa manembona iny ianao ka te-hiresaka dia tongava eto fa mamaly anao izahay , ao aloha ataoko :-*:-* kely :)
26. sakaizakely ( 27/03/2006 20:29)
Ny an'i boubounezy aza anie izany fisarahana elabe justifiée ihany ny fihetsikao sy ilay geste symbolique manome zavatra sarobidy taminao ho azy. Ny ahy hoatra caprice kely izany ilay izy satria ny zokiko mifankahita isaky ny 2-3 volana izahay fa na dia izany aza ilay andro fisarahana iny ihany no tena mafy amiko e ! Hoatry ny somary miverina zazakely foana zaho rehefa eo izy, zay tadiaviko rehetra azoko daholo. Dia izany no mahatonga ahy kivikivy isaky ny lasa izy.
27. Fiffi ( 27/03/2006 20:38)
fa indrisy fa tsy maintsy mandeha koa anie izy eh! fa tsy maintsy misy zavatra ekena koa an! na dia mafy aza !
28. Fiffi ( 03/04/2006 05:18)
efa mba tony ve aloha ilay halahelohelo ?
29. soasoafy ( 03/04/2006 12:29)
ka mety misy telepathie no mahatonga anao malahelo2 e. Misy ko aza miteny hoe manavi2 mintsy hono ny ol ze halelovana koh! (nandritra ny week-end aho nanavi2 asa raha nisy nalahelo angamba):lol::lol::lol:
30. Fiffi ( 03/04/2006 12:35)
ndryyyyyyyyyyy :-*:-*
31. sakakely ( 05/04/2006 13:34)
atodiho @ asa na zavatra hafa ny saina rehefa malahelo @ izay mba maivamaivana,
32. Fiffi ( 05/04/2006 18:01)
mihirahira ohatra :)
33. andriambodilova ( 05/04/2006 18:45)
Izany hoe... zao zany no mba hevitro! manin raha mitady namana iray hafa fanampiny enao.
34. sakaizakely ( 05/04/2006 19:49)
Fiffi,

Efa vita akia iny fa misaotra andry mahatsiaro a ! Nena ilay andro nifandaozana iny ihany no mampamanimanina ahy fa ny ampitson'iny ihany dia efa @ zavatra hafa sahady ny saiko.
micci Fiffi:}

Fiffi:

efa mba tony ve aloha ilay halahelohelo ?



35. Fiffi ( 06/04/2006 04:30)
sakaizakely: [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0060.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0060.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/U_JUMP%7E1.GIF[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1242