Raha manembona

1. Fiffi ( 26/03/2006 07:48)
Raha manembona ianareo dia tsidio ity , jereo kely anie ireo sakafo gasy eh! :miam::miam::miam::miam:
http://rainizafimanga.free.fr/fr/Recette/SommaireRecette.htm
ary ity ?
http://membres.lycos.fr/madagascarphoto/tananarive_plateau.htm
dia aza malahelo intsony eh! :)
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 05:54
2. andry08 ( 26/03/2006 08:27)
:D:D:D:DMisaotra tompoko=D=D=D
3. ainaheri ( 26/03/2006 08:44)
Le henankiso sy amalona zany zao no tena fy ra misy
hmmmm!! d otrin ny plat????lol hay mo za tsy any @ resto :lol:
4. Fiffi ( 26/03/2006 09:19)
zah ry zareo dia tsy mbola nanandrana sakafo gasy nasiana coco io mihintsy an! fa tena tsy sahy aho , asa re maninona eh ? na @ voanjo koa tena mbola tsy nanandrana koa , fa ny henakisoa sy amalona aloha tena :miam::miam::miam: eh!
5. fasaly ( 26/03/2006 09:33)
fiffi: tsy mampaninona ny sakafo asiana coco ka!
mapatsiro azy ihny io, matahotra ny harary kibo veuh:P voandro koy tena mampatsiro kounkou!
manandràma de hi hitanjy eo e! ilay canard laké miaraka am sauce voandro zany mbola tsy nihinana ve toi:wink::°):°):?:
6. vale ( 26/03/2006 11:30)
Fasaly::miam:
Fiffi: misaotra fa tena hafam-po ê!:miam:
7. fasaly ( 26/03/2006 12:12)
vale: sao kenda fa aza mitsako beu lotsa:wink::-D:-D
8. vale ( 26/03/2006 15:23)
:-D:-D
9. Fiffi ( 26/03/2006 15:52)
mety hanandrana an'io hasiana coco io aho fa aleo andrasako @ Paska angamba!
10. booboo ( 26/03/2006 17:55)
lé trondro ve ? hihihihi asio vilia iraika ho anà azafady :°).
11. cutie ( 26/03/2006 18:08)
fiffi merci sady mampanoana :-*
12. sonwin ( 26/03/2006 18:26)
:miam: avia hikaly raha noana :miam:
13. fasaly ( 26/03/2006 18:28)
:-D:-D:-D mamely koa ato ra-sw marina:-D
inona ny kalin'i toi ao raha mba azo fantarina fa nh eto resaka coco sy vandro afangaro laoka:wink:
14. cutie ( 26/03/2006 18:38)
zany hono ry sonwin :-D:wink:
15. Fiffi ( 26/03/2006 19:04)
nanao ravintoto aho androany fa tsy sahy nanisy coco :-D:-D fa :miam::miam: de nasiko siramamy kely hanalana ny acidité , tsara zany an!
16. cutie ( 26/03/2006 19:22)
fiffi, ravitoto sy coco nefa tsara be:miam::miam::miam:
17. Fiffi ( 26/03/2006 19:34)
cutie: tsy sahy akia zah an! satria tena mbola tsy nanandrana an'io mihintsy aho fa mety hasiako kely hiany angamba ny ambony rahampitso dia ho hitako eo :)
18. fasaly ( 26/03/2006 19:43)
cutie ié manja beuh hummm te hihinana zany zà sadyefa ela no tsy nihinana ravitoto, ny ahy lay lait de coco any am sinoa reny no ataoko ao fa tena hummmmmmmmmmmm:mmm:miam::miam::miam::^):^)kay tanjemosao kenda an!
19. Fiffi ( 26/03/2006 19:49)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. boubounezy ( 26/03/2006 21:01)
fasaly vale cutie snt.... androany za vô nanao ravitoto t@ coco tena lazaiko anareo fa tena milay be mintsy:-o:-o:-o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3158