Raha manembona
41. tovolahy007
(
31/03/2006 01:56)
salut,
Mbola misy koa ty zay te ihinana andro gasy e,toa tsy ao mantsy izy ty de mba soratako eto.
Anana sy voanjo voatoto
Andraona ny anana de refa hita fa akaiky ho masaka iny de arotsaka @ zay ny voanjo zay efa voatoto,de afangaro tsara ,asiana sira,asiana rano toy ny mahandro ravitoto sy voanjo,tena sakafo arapahasalamana nefa sady matsiro be,tsy mila asina menaka.
Haroso miaraka @ vary de asiana lasary cocombre ,tena aoaka fotsiny.
De mazotoa e

43. vale
(
31/03/2006 06:55)
Fiffi:
io ho andry ry vale an! [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Manger/0038.gif[/IMG] :-*:-*:-*:-*
:-D:-D:-D merci akia:-*:-*
45. adidy
(
31/03/2006 18:20)
=D=D=DAry dia tao 'lay koba lehireto an!!!! 'Lay hahandro azy mandritra ny 24 h no mampihemotra kely ahy!!^:^^:^^:^