Mbà mahaliana ahy ny mijery ny resaka record itony

1. gasypantin ( 24/03/2006 20:52)
Asa raha mbà misy manana passion toa ahy fa dia mahaliana ahy ny resaka record
ohatra: ny olona lava indrindra eran-tany dia ity rangahy ity
http://www.chine-nouvelle.com/articles/20050713-geant.html
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 15:44
2. Herimiafina ( 24/03/2006 21:36)
Tsy misy tovana ve ny tongon'io klé? hehehe=))=))
3. gasypantin ( 24/03/2006 21:44)
ity ranamana ity in1 no lava ....????indrindra

mba makà régle kely hoe :-D
22cm refa matory
34,3 cm refa mifoha=))=))
http://www.hln.be/hln/cch/det/art_158680.html
4. xxx ( 24/03/2006 22:02)
ny vorona kely indrindra:-D
http://www.naute.com/zunzun/
5. gasypantin ( 24/03/2006 22:16)
iza ary no olona manankarena indrindra eto an-tany?
BILL GATES ve sa SULTAN DE BRUNEI ve sa RAVALOMANANA::-D
ny valiny
http://www.presence-pc.com/actualite/l-homme-le-plus-riche-du-monde-maj-3547/
6. Fiffi ( 24/03/2006 22:22)
eto no tena ahitana zavatra wadrayyy :-D:-Dhttp://www.guinnessworldrecords.com/content_pages/record_category_a.asp
7. Fiffi ( 24/03/2006 22:24)
misy diso kely :-D:-Dhttp://www.guinnessworldrecords.com/content_pages/record_category_a.asp
8. Fiffi ( 24/03/2006 22:27)
tena tsy tafavoaka :(:(:(:(
9. lapino ( 25/03/2006 03:31)
Ary ahoana ilay bandy lava hoho http://www.alu.ua.es/m/mmr37/unas.jpg ? De mba ahoana àry no ataon'lery rehefa mandeha eny amin'ny arabe kle? na rehefa matory, na any @ wc, na mi£€£$# ? :-D:-D:-D
Fiffi: asio espace aloha sy aorian'ilay adiresy
10. lemenakely ( 25/03/2006 08:00)
tsy misokatra ry fiffi a
11. lemenakely ( 25/03/2006 08:03)
ilay lava hoho sahirana refa mankany @ wc tokoa an :-D
12. Fiffi ( 25/03/2006 08:20)
:) misaotra ry fijo an!:)
13. Fiffi ( 25/03/2006 08:22)
http://www.guinnessworldrecords.com/content_pages/record_category_a.asp
14. Fiffi ( 25/03/2006 08:25)
io fa misokatra ka! dia jereo daholo anie ireo ao ambony misy boribory mavo ireo eh! tena mahavariana mihintsy an!
15. Angie ( 28/03/2006 10:12)
Hafa kou iny an :roll:
16. Fiffi ( 01/04/2006 15:44)
Angie: nosokafandry daholo ve ireo bokotra mavo ireo , mahaliana eh ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.775