fahafahana mifindra finoana!

1. jentilisa ( 25/03/2006 12:45)
tena fifindrana finoana mihitsy ity fa tsy tsy hoe miova fiangonana. Mety ve ny mamono olona satria nifindra izy? Afaka mamela malalaka ny olona hifindra finoana ve ny mpitari-pivavahana rehetra? Inona ary no tokony atao raha misy ny mpitarika tsy mamela ny olona ao aminy hifindra finoana?
ohatra: http://fr.news.yahoo.com/24032006/202/afghanistan-l-homme-converti-au-christianisme-devrait-etre-bientot-libere.html

novalian'i mijery ny 26/05/2006 12:30
2. dadabe ( 25/03/2006 13:46)
jentilisa >ka hoy i Kristy anie hoe :

"tsy tonga aho hiantso ny marina fa ny mpanota mba hibebaka " dia hoy koa Jehovah "

ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo koa tsy mba lalako"
farany "

["b]Izaho mahalalany hevitra hieverako anareo dia hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza[/b] ..."
3. Fiffi ( 25/03/2006 14:11)
Ce qui n’est pas le cas pour ce musulman Afghan qui s’est récemment converti au christianisme. L’homme est aujourd’hui menacé d’être exécuté, car, paraît-il, dans son pays ce genre de conversion est contraire à la charia (loi canonique islamique). Actuellement, il est en prison. Que fait le Pape Benoît XVI ? Notons que l’islam et le christianisme sont des religions monothéistes. Toutefois, de quel unique Dieu prie-t-on ? io aloha hitako tao @ gazety de la Grande Ile koa . Nefa moa inona no hazon'ny olona hatao raha izany no momba ny finoany ?
4. Fanja1 ( 25/03/2006 14:14)
F'angaha tsy Atra ray ihany no hivavahana no asiana zhistoire be otr'izao e? Dia inn tombotsoa ho azo raha vonoina ilay olona satria niova finona? tsy vao maika ve fahotana mahavery e?
5. Fiffi ( 25/03/2006 14:25)
indrisy fa na dia hoe Andriamanitra hivavahana dia iray hiany , ny Tompo dia irey hiany saingy samy manana ny fivavahany ny tsirairay na dia contraire @ fiainana aza.
6. Achia ( 25/03/2006 16:30)
ity hoe ATRA hivavahana iray ihany ty aloha de hevidalin'i satana ngamba e fan ny ahy de zao ny ATRA lehibe tokana sady nahary ny lanitra sy ny tany ary tompon'ny fiainana mandrakizay no tokana ary tokana koa ny sitrapony fa tsy hitovy @ atry ny boudiste na indouista na silamo no angatahany @ vaho kany
7. Rafotsy ( 25/03/2006 16:43)
Ilaza hoe Andriamanitra iray no hivavana , toa maka raccourci izany , fa matoa io afghan io nivadika ho kristianina dia nahita sy nahafantatra Andriamanitra hafa no ilay nampianarina azy izy , ka na ho faty aza dia tsy mampaninona azy ! Fitiavana be anie izany e !
Nandefa taratasy hono ny pape mba tsy hamonoina azy ary toa hivoka ny prison izy rahampitso !
8. marozevo ( 26/03/2006 00:26)
Io indrindra ilay olana any amin'ireo tany tantsinana ireo eh... Momba ny Islamisma. Ny any Pakistan aza dia tena mbola loza lavitra noho io, fa tsy mba misy mpiteny.
Fa raha misy Kristianina na Katolika mifindra Silamo kosa tsy mba atao an'izany, fa avela izy handeha malalaka, raha tena izay no safidiny.
9. Veloo ( 26/03/2006 01:55)
tsssssss ie wa ry reto ... \marovezo a tena marina ny anao rehefa mivadika islamo ny ol tsisy koi akory...
Andriamanitra mahafantatra e...
Mbola ho avy ny anjran;ireo olona ireo:(
10. zandikely ( 26/03/2006 04:07)
Mampalahelo tokoa fa ny zo maha olona mihitsy no tsy voahaja. Finoana izany safidy fa tsy tokony hisy lalàna hanery olona tsy maintsy hanaraka ity finoana ity na itsy. Efa 2006 ange isika izao. Nandefa taratasy fangatahana clemence azy ihany ny papa Benoit XVI fa asa raha eken'izy ireo. Ny Amerikanina sy ny Eropeanina koa miantso ny president Afghan mba hitady vahaolana pacifique. Ho hita eo ihany ny tohiny.

Pope Benedict XVI has asked the Afghan president to show clemency towards a man facing possible execution for converting to Christianity.
Abdul Rahman has been charged with apostasy, a religious offence.

The Vatican said the pontiff had appealed to President Hamid Karzai to respect human rights guarantees enshrined in the Afghan constitution.

The Afghan government has been holding talks on the fate of Mr Rahman, who officials say "could be released soon".

Mr Rahman is on trial charged with rejecting Islam. He could be executed under Islamic Sharia law unless he reconverts.

'Understanding and respect'

The appeal was sent in a letter in Pope Benedict XVI's name by Vatican Secretary of State Cardinal Angelo Sodano.

The note, excerpts of which were released by the Vatican, said the pope's appeal was inspired by "profound human compassion" and by a "firm belief in the dignity of human life and by respect for every person's freedom of conscience and religion".

Releasing Mr Rahman would "contribute in a most significant way to our common mission to foster mutual understanding and respect among the world's different religions and cultures", it added.

The Afghan government has come under growing international pressure on the issue.

The US has urged President Karzai to seek a "favourable resolution" to the case.

Austria, current holder of the European Union's rotating presidency, said it would "leave no stone unturned" to protect Mr Rahman.


11. Fanja1 ( 26/03/2006 13:32)
ny olona no mamorona ny lalana fa tssy didi navokan'Atra izany
12. Veloo ( 26/03/2006 14:15)
talking about apostasy, jereo anie ao @ II Tesaloniana 2:1-12... milaza tsara ny momban;io

andininy fahatelo no apetrako eto...
let no one deceive you by any means for that Day eill not come unless the apostasy (falling away) comes first and the man of sin is revealed, the son of perdition.
:wink:
13. marozevo ( 26/03/2006 22:45)
Fa maninona kay ry veloo raha mba atao amin'ny teny gasy le izy... na atao dikateny malalaka aza raha tsy misy Baiboly gasy ao aminao. Betsaka manko no tsy mahazo anglais eh. Za anisany.
14. Fiffi ( 27/03/2006 05:45)
zah ko!
15. mandalo ( 27/03/2006 12:48)
tsy mbola tsy fahalalana izay inoana ve no mahatonga ano hifindra indray rehefa misy mitantara na mahay mandahatra fa iry na itsy no tena mpamonjy. raha tena mamaky ny baiboly mantsy isika dia mazava be ny valinteny ary tsy misy discussion azo apetraka : (Jaona 3:16)rehefa tsy Jesosy Kristy no inoanao dia tsy hahazo ny fiainana mandrakizay ianao ka rariny ny an\'ilay razoky afghan raha nanaraka an\'i Jesosy izy satria Izy irery ihany no lalana hahazoana fiainana.
ny maha-katolika na protestant na finoana hafa tsy hahatongavana any an-danitra fa ny mino ilay Jesosy maty nohon\'ny helontsika ary nitsangana tamin\'ny maty ka resy mazava ny ratsy no hany manome alalana antsika hanana ny Fanantenana ny amin\'ny farany dia ny fiainana mandrakizay
16. jentilisa ( 27/03/2006 13:36)
hein! hein!
17. Achia ( 27/03/2006 13:45)
tena marina io voalazandrAmandalo io fa ny hanampiana azy de koa ny hoe mahalala azy sy mitandrina ny didiny ny fahalalana azy sy ny finoana azy mantsy tsy mahafeno ny fepetran'ny hoe mino
18. jentilisa ( 27/03/2006 13:55)
didiny manakory?
19. mandalo ( 27/03/2006 15:48)
fa amin'ny fo no inoana ary amin'ny vava no anekena ahazoana ny famonjena (Rom 10:10). Tsy misy olona manana fitiavana olona iray ka hiteny mivantana eo imaso hoe :"tsy tiako ianao" ary sahy tsy hanatanteraka ny fangatahany raha mbola azo tanterahan koa izany. Toy izany ny fitiavan'i Jesosy antsika olombelona fa na dia tsy mitsahatra ny mandika ny teniny isika dia tsy miva ny fijeriny antsika fa tiany foana isika fa ny ratsy ataontsika no halany sy maharikoriko Azy.
ka raha tena lalim-paka ao am-pontsika ny fitiavantsika an'i Jesosy (Izy no mpanavotra antsika) dia tsy sarotra amintsika ny miezaka manaraka ny sitrapony ka na dia tsy vitantsika tanteraka aza izany dia tsy ny vitantsika no hitany fa ny fontsika nanantateraka izany.
izany no maha-mpamonjy Azy ary fantany tsara ny fahalementsika ary tsy vendrana koa Izy ka tsy hahalala ny setroka sy ny tomany; ny midera amin'ny molotra sy ny manompo amin'ny fo .
Ny tena irery tsy mahay mino fa efa miasa ny fanahy vao mahay izany isika; ary tsy vitan'ny manaiky sy miteny hoe : "mino aho" fa miseho amin'ny fiainao isan'andro izany:izany no hevitrin'ny hoe : "Ateraka indray"
20. Achia ( 27/03/2006 19:14)
ka alohan'ny hanekena ilay Kristy ho tompo sy mpmonjy moa ve tsy mba tokony ho fantarina aloha zany Kristy zany sy ny sitrapon'ilay naniraka azy ohatra .10 no nomeny ry jenty a tsisy nanampiana na nanalana na novana io kaloha no didy A B D mpampiana ran'ny tenin'ATRA io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3493