fahafahana mifindra finoana!
43. marozevo
(
04/04/2006 22:29)
mandalo > Ka raha ny fomba fanompoana aza tsy ivakiantsika loha, dia mino ve ianao fa handeha amin'ny laoniny ny fanompoana ataonao. Ny zavatra rehetra anie misy fombany tsy azo dikaina daholo eh. Matoa misahirana mikaroka izay fomba hanompoany ny olona iray, na ny antokom-pivavahana iray, dia mba hahafahany manompo bebe kokoa.
44. mandalo
(
05/04/2006 16:30)
olona anie no nitady ireny fombafombam-panompoana ireny e, ary marina tokoa fa izay no hitany mba hiderany ilay Andriamaniny fa isika mpanaraka ireny anie no manome lanjany be loatra ireny fombafomba ireny ka ny votoatin-dresaka tiana hahatongavana amin'ireny fomba ireny no lasa 2° position.
ao amin'ny baiboly anie izany mazava be e; inona moa no nahatezitra an'i Jesosy amin'ny farisiana; fa tsy ny lalana foroniny mba hanatanterahana ny didin'Atra.
ohatra : tsy mahazo miasa rehefa andro sabata. Hoy Jesosy hoe : iza aminareo no tsy hamonjy ny ampondranareo tokana raha latsaka ao ampatsakana ny andro sabata?
mazava ny tian'i jesosy hambara fa tsy manda ny fanajana ny andro sabata (didy folo) fa ny fombafomba hanaovan'ny farisiana appliquerr-ny amin'ny vahaoka no nokian'i Tompo.
ka izaho tsy mi-discuter ny fanompoana an'Andriamanitra, tsy manaratsy koa ny fombafomba fa kosa tsy ireny no important tsy maintsy arahina ka raha sanatria tsy mahatanteraka azy dia TSY IZY fa izay hahantotosa ny fiderako ilay Mpamonjy ahy no imasoko dia faly Izy.
Izy rah teo tsy mijery afatsy ny foko izay manompo Azy na tsia.

45. marozevo
(
06/04/2006 21:50)
Azontsika ve aloha ny maha samy hafa ny atao hoe FOMBA sy ny hoe LALANA (Lalàna)?
Aza afangaro ireo zavatra roa ireo fa betsaka no zavatra miova raha vao misy fifangaroana kely fotsiny.

47. marozevo
(
11/04/2006 11:48)
I Fiffi fantatro fa mahazo, saingy hendry mody voky, fa i mandalo no tena iantefan'io teny io, kanefa moa izy aza tsy hita koo..
48. Fiffi
(
12/04/2006 05:49)
na mahazo na tsy mahazo anie ry marozevo , tsy haleo ve mbola tohizana na hampiana kely ny fanadihadiana ? :)
49. marozevo
(
19/04/2006 21:05)
Ndao ho tohizana ary eh !...
Mba ahoana kosa ndray ary ny hevitrareo, fa misy antokom-pinoana raha vao mifindra ao aminy ny olona, na dia efa vita Batemy tany amin'ny hafa aza, dia lazainy fa tsy maintsy atao Batemy indray mandeha fa tsy izy ilay teo?

50. mandalo
(
20/04/2006 15:04)
hazavao ary ny tianareo tenenina ny amin'ny "Fomba" sy "lalana" fa mety ny fomba filaza no samihafa.
io resaka batemy na batisa io izao dia azo hanazavana azy; ny batisa dia sakramenta izany hoe: marika hita maso hanehoana ny zavtra tsy hita maso; ary arakin'ny tenin'Andriamanitra dia ny fandraisana ny fanahin'Andriamanitra no marika fa zanak'Andriamanitra ianao; atao batisa ny olona mba ho marik'izany fandraisana ny fanahin'Andriamanitra izany ary ny fanahy no miasa ao anatiny mahatonga ilay vita batisa ho ao amin'ny Tompo marina tokoa.
tokony atao batisa izany ny olona iray : azo lazaina ho lalana izany;
ny fomba fanaovana azy dia samy manana; misy aroboka ao anaty ranobe; misy rano kely;misy tsy aroboka mihitsy fa maka rano dia atao eo ambony loha.misy zaza dia atao; misy lehibe vao azo atao. Samy miaro ny fomba fanaovany ny azy ny antokom-pivavahana samihafa ary samy mihevitra fa ny azy no marina :azo lazaina ho "fomba ireny.
Misy sahy milaza fa ny batisanay no tena marina fa ny anreo diso ary raha tsy ato aminay no atao batisa dia tsy izy;
Ianareo no avelako hamaly ny fanontanina: aiz ao amin'ny baiboly misy manamarina izany sa samy hafa n y fanahy masina raha any amin'ny katolika na any amin'ny protestant na any amin'ny advantista na any amin'ny batista ..ect.?
ny filazana ve fa ny anay ihany no marina tsy midika ho manao tsinotsinona ilay Jesosy torian'ny fiangonana hafa?
ary farany mahatonga anao any an-danitra ve ny nanaovana batisa anao tao anty ranobe na ranokely?
ny any mahatonga any an-danitra dia ny manara-dia an'i Kristy ary manoa sy miaina ny teniny fa tsy ilaozana miady hevitra ny mahamarina na mahadiso ny ataon'ny fiangonana hafa.
ny hafatr'i Jesosy dia torio Izy Kristy mpamonjy fa tsy ny fomba fanao ao amin'ny fiangonana iry na iry .

51. marozevo
(
20/04/2006 15:27)
Hoy i mandalo io ambony io :
ny any mahatonga any an-danitra dia ny manara-dia an'i Kristy ary manoa sy miaina ny teniny fa tsy ilaozana miady hevitra ny mahamarina na mahadiso ny ataon'ny fiangonana hafa.
ny hafatr'i Jesosy dia torio Izy Kristy mpamonjy fa tsy ny fomba fanao ao amin'ny fiangonana iry na iry .
Dia hoy aho hoe. koa inona no ataonao eto raha hitanao fa tsy tokony hilaozana miady hevitra fotsiny ?
Manaraka izany, Tsy iadian-kebitra ny momba ny Batemy "raha tsy ateraka indray amin'ny rano sy ny Fanahy Masina ianareo, dia tsy handova ny fiainana mandrakizay" Jn 3.
Lalàna - Fomba : Raha eo amin'ny sehatry ny fivavahana dia mazava io, asa aloha ny Fiangonana misy an'i mandalo raha misy "lalàna" mifehy na tsia. Avy eo tsy maintsy misy fomba samihafa arahina hiainana ny finoana : fombam-pivavahana ohatra. Tsy samy maka ho azy ny mpiara-mivavaka fa misy rindra arahina.
Raha asiana dikan-teny hafa, miala tsiny raha hampiasa teny hafa eto, dia izao no azo ilazàna azy :
Lalàna = Droit (canon).
Fomba = Rites.

52. mandalo
(
20/04/2006 16:08)
tsy misy manohitra ny lazainao eo Marozevo a; tsy maintsy misy ny rindra-damina ary na fiangonana iza na fiangonana iza dia manan izany ary ilay Andriamanitra tompointsika dia Andriamanitrin'ny filaminana fa tsy fikorotanana( raha nanao izao tontolo izao izy dia ny infrastructure aloha no nataony (tany-lanitra-habakabaka) vao nanao ny zav-boahary ivelona ao anatiny fa tsy bordel akory vakio Gen 1).ny tsy mety amiko satria resaka fifindrana finoana no loha-hevitra eto dia ny fametrahana ireny fomba ireny (rite araka ny filazanao azy)ho ambony be loatra ka handavana ny hafa izay mety ho diso na marina koa ka mahatonga ny tena hanilika azy satria tsy mitovy fomba fanao na fanompoana amin'ny tena nefa anie Jesosy iray ihany no mpamonjy e.
zarazaraian samihafa ny fanomezam-pahasoavana; ny hainao mety ho tsy haiko izany no antony itenenan'ni Tompo hoe: tena iray ny fiangonana ary mifampizara izay mavesatra ary mifampahereza. tsy niteny izy hoe: ny any orona ihany no marina fa ny an'ny maso diso. jesosy irery ihany no marina fa na izaho mteny be ity koa mety ho diso.koa raha Jesosy no inoany ary ao amin'io antokom-pivavahana io no tena ahitany sy havitany izany dia aza henjehina izy ny holavina fa ento ambavaka mba ho ny Tompo no tena hitany fa tsy zavatra hafa.
sa diso hoy ianao izany fijeriko izany?)

53. marozevo
(
27/04/2006 21:51)
Iza kosa moa no hiteny hoe diso na marina eo eh..
Fomba = Rite : Ambony be loatra.
Raha misy vazaha tonga eo anivon'ny fianakavianao any Madagasikara (Culture malgache), ka haka vady olona iray ao amin'ny fianakaviana. Avy eo izy dia hilaza fa tsy hiraharaha anareo afa-tsy ny vadiny ihany... moa hanaiky mora foana an'izany ve ny kolon-tsaina Malagasy ? Ambony loatra ny kolontsainy ka tsy avelany horavan'izay olona iray mifindra tanindrazana.
Toy izany koa, ambony loatra, marina ny anao, ny fomba fivavahan'ny Fiangonana ka tsy avelany ho ravaravan'izay hoe tokony hamoraina ny mifindra finoana.

54. Fiffi
(
29/04/2006 16:19)
avadiko kely aloha ny resaka!
Mba ahoana kosa ndray ary ny hevitrareo, fa misy antokom-pinoana raha vao mifindra ao aminy ny olona, na dia efa vita Batemy tany amin'ny hafa aza, dia lazainy fa tsy maintsy atao Batemy indray mandeha fa tsy izy ilay teo?tena mbola tsy nahita an'io cas io indray aho an! fa inona no mahatonga an'izany ? raha ohatra ve zany hoe zah anglikanina de nivadika ho katolika de tsy maintsy hatao batemy any @ katolika zay vao raisina ho katolika sa ahoana marina fa tena tsy arako.
55. marozevo
(
30/04/2006 09:31)
Fiffi > Misy ny FFKM (= ECAR - FJKM - FLM - EEM), ho an'ireo dia tsy olana fa rehefa vita Batemy tamin'ny anankiray amin'ireo dia efa eken'ny sisa.
Fa izaho kosa aloha nahita antokom-pinoana tsy ao anatin'ireo tena manao Batemy olona efa vita Batemy/Batisa eh. Tsy fantatro hoe inona no anaran'ilay antokom-pinoana. Ny misy azy ao Antsirabe (fa ny ao no hitako), dia manao Batemy ao amin'ny ranon'i Sahatsiho izy ireo. Eo ambony kelin'ny tetezana alohan'ny hiditra an'Antsirabe raha avy any Tanà.

56. Fiffi
(
01/05/2006 07:44)
marozevo: misaotra anao nanazava an'ireo fa indrisy fa ny bavinao dia tsy mahafantatra an'ireo mihintsy.
Fa ny FJKM ve tsy protestanta ?
Fa ny FJKM ve tsy protestanta ?
57. marozevo
(
01/05/2006 23:27)
Inona ary ity ! tsy azonao mihitsy ve eh ?
Katolika = ECAR (Eglise Catholique Apostolique Romaine).
Protestant = FJKM (Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara) sy FLM (Fiangonana Loterana malagasy).
Anglikana = EEM (Ekklezia Episkopaly Malagasy).

58. Fiffi
(
02/05/2006 11:37)
Inona ary ity ! tsy azonao mihitsy ve eh ?:( :oops: miala tsiny aminao zah ry marozevo fa raha toa ka mba nametraka ny fanontaniana zah de tsy nahafantatra fa tsy hoe manadala akory na manontanitany foana tsiakory ka dia misaotra anao nanazava.
59. marozevo
(
02/05/2006 23:15)
sao dia heverin'i Fiffi ary fa sosotra aho manoratra an'izany...
Tena azavaiko amin'ny fo tokoa ary fantatro fa tsy mananihany mihitsy ianao ka !