je t'embrasse partout

1. patrick2002 ( 25/03/2006 10:45)
Ho antsika rehetra izay misy ati-doha
dia misy fanoratra izay mahavaky loha
indrindra ireo mpifankatia, miray fo,
aminy farany taratasy misy hoe :JE T'EMBRASSE PARTOUT

Iza ianareo no hafaka manazava:lol::lol::lol:
novalian'i sasa ny 13/04/2006 03:22
2. lanto ( 25/03/2006 11:21)
izany hoe na an-trano na an'arabe de bisous bisous rakakabe , sa tsy izany ve ?
3. sipagasy ( 25/03/2006 11:30)
hihihihihihih lanto
4. kiali ( 25/03/2006 11:41)
ka efa oe partout ko inona azany! tsodatsoda be na'izay n'aiza! na eny andalana zany na eny @ resto na eny @bus na eny salle de cinema na any @ wc ....naizanaiza eh! zay no oe partout! lol:D:D
5. Fiffi ( 25/03/2006 12:03)
fa angaha aloha misy olona tsy misy ati-doha eh :?::roll:
6. dadabe ( 25/03/2006 14:08)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 25-03-2006 14:45:53
Lohateny : je t'embrasse partout
Ho antsika rehetra izay misy ati-doha
dia misy fanoratra izay mahavaky loha
indrindra ireo mpifankatia, miray fo,
aminy farany taratasy misy hoe :JE T'EMBRASSE PARTOUT


inona koa ity fanotaniana ity ry akama a:roll:
7. Fanja1 ( 25/03/2006 14:08)
sao kousa de mba la tete au pieds?
8. dadabe ( 25/03/2006 14:18)
asa retsy:roll:
9. vale ( 25/03/2006 14:30)
tena izay io akia ry fanja à:-D:-D
10. dadabe ( 25/03/2006 14:35)
ndao hoe tsika sy vale hanao " je t'embrasse partout"
11. lanto ( 25/03/2006 14:51)
dadabe> le n'aiza n'aiza io sa le aiza sy aiza ?
:lol:
12. vale ( 25/03/2006 15:51)
dadabe::-D:-$
13. vale ( 25/03/2006 15:52)
dadabe:..... rah tsy sarahinao aloha reo bebe bdb ireo tsy mety kno:-D:-D:-D:-D
14. Fanja1 ( 25/03/2006 17:17)
dadabe miandry valiny ny bavikely :roll:
15. Fiffi ( 25/03/2006 17:46)
vale: :-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. patrick2002 ( 25/03/2006 18:08)
ka tena tsy haiko mihintsy na aiza sy aiza ,sa n'aiza n'aiza,ilay aloha sa ao ivoho:roll::roll:
17. patrick2002 ( 25/03/2006 19:28)
kiali:

ka efa oe partout ko inona azany! tsodatsoda be na'izay n'aiza! na eny andalana zany na eny @ resto na eny @bus na eny salle de cinema na any @ wc ....naizanaiza eh! zay no oe partout! lol:D:D



Izany hoe na hatrany andafa-piringa
dia asina teny hoe aoka isika tsy hifamingavinga:*
hatreny am-parafara
asina teny malefaka hoe aoka isika tsy hifandany zara:*
hatrany am-piangonana
tsy maninona fa ireto isika tsiriritin'ny olona:*
hatrany andava-bary
tsy maninona mbola hotohizana koa any anaty ala-pary:*:*
ah ah ah mba asina fotoananany kosa leitsy ry kiali ah
18. Fiffi ( 25/03/2006 20:21)
=D=D=D
19. Veloo ( 26/03/2006 00:56)
20. patrick2002 ( 26/03/2006 03:36)
Fiffi:

fa angaha aloha misy olona tsy misy ati-doha eh :?::roll:



ka izaho anie misy atidoha fa tsy mahatakatra eh!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2487