Ny atody

1. vale ( 25/03/2006 12:36)
Manahoana daholo ô!
Saika mba hila toro-hevitra aminareo mikasika ny sakafo vita @ atody na koa sakafo ampiasaina ny atody(ankoatry ny gateau an!). Misaotra betsaka.
novalian'i kinaoly ny 04/04/2006 07:41
2. xxx ( 25/03/2006 12:47)
ny pâtes rehetra mila atody daholo
ny lasopy sasantsasany koa mila
ny sauces sasantsasany koa misy mila
ireo angamba ny ahy no fantatro fa asa ny an'ny hafa e
3. vale ( 25/03/2006 12:50)
xxx: recette mihintsy omena raha azonao atao ê!merci!
4. dadabe ( 25/03/2006 13:15)
de ataovy ihany koa hoe le fomba fandrahoana azy mba hianaranay azafady

vale a> i diamondra izao no tena mahay an'io
5. vale ( 25/03/2006 14:27)
diamondra àààà...:wink:
6. dadabe ( 25/03/2006 14:39)
mbola lasa nanao douche angamba izy teo ,fa vao avy niaraka niantsena izahay mitsam ...!!
7. pissoa ( 25/03/2006 15:05)
Hihihi, hanina manta kou, matsiro be :miam::miam:
Dia na afangaro amin'ny yooooorta :wink:
8. vale ( 25/03/2006 15:30)
pissoa, an3 akia fa le tapotsiny kosa tsy tsara hoanina manta knoooo:roll:
9. pissoa ( 25/03/2006 15:59)
Mankarary ve ry vale? Loza be raha mankarary kle!
10. fasaly ( 25/03/2006 16:10)
tortija:

kapohy ny atody, asa dimy na enina pour 2 personnes.
de teteho madinika ny tongolo arotsahy ny voataby koa teteho en petit dés, voasy raha azo hatao.
de teteho petits dés kou ny ovy de endaso otran'ny fittes aky.
de rehefa masaka de arotsahy ao anaty atody,
asio sira sy poivre de endaso miaraka ambadika sy ambadika.
asio leioma hafa otran'ny poivron (endasina) raha tiana de mampatsiro azy kounkou, otran'ny manao omelette ihany fa somary matevina noho ny ingredients.
tortija plat typik espagnol io e!
mazotoa;
mbola asiako ihany eto am manaraka ohatra sauce tartare na vearnaise, azo hatao à base ny aotdy ihany kou! de mbola hisy dessert kou ho avy à base ny aotdy e!:wink:
11. Rafotsy ( 25/03/2006 16:30)
Atody sy voatabia :
Tapaina ny lohany tomates dia vider na @ sotrokely , asina sira kely , dia hahoka eo ambony essui tout ( mba hiala ny rano ) , alaina ny tomates dia asiana atody iray , asina sira sy poivre , saupoudrer na fromage kely , saromana @ satrokely , atao anaty plat ary hatsofoka la four 180 ( préchauffé na aloha ilay la four ) , masaka rehefa hita fa @ hitiavanao azy ny atody ! Tsara raha aroso miaraka @ salade ! Mahazotoa !
PS : Raha tsy de azonao ny fanazavako , dia aza misalasala manontany e
12. Rafotsy ( 25/03/2006 17:13)
Atody sy sauce tomate :
Izay isany atody tianao dia atao oeufs durs , dia voasana dia zaraina 2 sens de la longueur .
Manao sauce tomate : 1 boite de tomates pelées en dés , oignons hachés , ail pillé , huile d'olive sel sy poivre , rehefa masaka dia asina basilic kely !
Dia arotsaka ao ny atody , afanaina kely , dia aroso miaraka @ vary na pates coquillettes! Tena tiany ankizy be !
13. xxx ( 25/03/2006 17:56)
ity misy site momba ny fandrahoana e
dia eo @ rechercher asio hoe oeufs dia hitanao fa misy recette bdb ao mazotoa dia mbà invitéo aho refa misy masaka hi hi hi:-D

http://www.cuisine.tv
14. vale ( 25/03/2006 19:39)
Rafotsy: misaotra t@ recetty fa ny tsy azoko tsara dia ilay hoe saromana @ sotrokely? merci ô!
15. vale ( 25/03/2006 19:41)
xxx: misaotra, fa maninona aza no manao xxx nefa ola manana idée be ôtran'izany? ... fa tsy masakana ny namana zay manana recetty hafa ankoatry ny ao @ io takelakao io nefa zaho an!
Fasaly: miciii akia à!de mbola merci d'avance zany ny @ le mbola ho avy ê!:-*
16. vale ( 25/03/2006 19:43)
pissoa:

Mankarary ve ry vale? Loza be raha mankarary kle!

:-D dain, tsy mankandoa ve akia?:roll:

17. vale ( 25/03/2006 19:45)
dadabe:

mbola lasa nanao douche angamba izy teo ,fa vao avy niaraka niantsena izahay mitsam ...!!


dadabe::-$ :-D:-D:-D, avoay diam êêêêê!
18. Rafotsy ( 25/03/2006 19:58)
vale:

Rafotsy: misaotra t@ recetty fa ny tsy azoko tsara dia ilay hoe saromana @ sotrokely? merci ô!

Ilay satrokakely : ilay petit morceau de tomate nodidinao alohany ny creuser na azy e ! Sarotra koa ny miteny ilay izy fa sady toa mahandro aho no manazava e


19. Veloo ( 26/03/2006 03:06)
tsara ny atody fa aza dia mihinana betsaka:wink:
20. fasaly ( 26/03/2006 09:38)
veloo::°):°):°) marina zany "cholestérol" aie aie aie:}:}:}
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3977