Ny atody

21. vale ( 26/03/2006 11:08)
Fasaly, veloo: ie:wink::-*:-*
Rafotsy: hay ve le satrokakeliny e, le @ ilay tomate notapahina iny izany? fa noheveriko hoe sotrokely ange ê!:-D, misaotra ê:-*
22. Rafotsy ( 26/03/2006 16:19)
Ianao koa ry Vale dia mampimé: vider @ sotrokely dia rakofana @ ilay satrokakely !
Marina ny an'i Veloo , aza atao mihoatra ny 2 isan-kerinandro fa mahabé cholestérol indrindra moa ho anay efa zokinjokiny intony !
23. adidy ( 26/03/2006 20:26)
Ary le koba ve tsy mba misy mahay e?:(:(Efa mba nividy kobam-bary aho mantsy raha toa ka ilaina??:?:
24. diamondra27 ( 27/03/2006 15:39)
@ manaraka zà mamaly fa mandalo fotsiny aloha zà izao fa miala tsiny e!

omelette be de be no azo atao aminy:
asiana voatabia sy tongolo
asiana herbes araka ze tianao (persil na ciboulette=tongolo ravina)

poivrons 3 couleurs

legumes hafa ihany koa azo afangaro @ le omelettes

de @ manaraka ny tohiny... FA ANDRAMO ALOHA IREO E§
25. vale ( 27/03/2006 17:09)
ok, merci ô!!!!
26. Veloo ( 28/03/2006 03:26)
adidy a ntsooooooooooo:-D:-D:-D
27. adidy ( 28/03/2006 07:52)
Veloo: ka ilay kobam-bary kosa ange efa novidiana e!!!! Sady mavesatra be!!!:(:(:(
28. vale ( 31/03/2006 12:02)
fasaly: aiza akia ndry à!:wink:
29. Fiffi ( 02/04/2006 05:58)
vale: omeko recette bdb ndy fa andraso kely aloha fa misy vao ho hataoko androany. :):-*:-*:-*
30. kinaoly ( 03/04/2006 14:39)
:idea: hevitra kely : refa manao omelety asina fangarony (na legume na hena ) de avereno ao anatin'ny atody kapohina alou lay fangarony, kapohana miaraka aveo, @ zay mifangaro tsara fa tsy mitangorona kely ao anaty lapoaly ny garnitures, dia tsy mila karohina ny omelety fa lasa kiboribory tsara :wink:
31. Fiffi ( 04/04/2006 04:20)
kinaoly: de tsy handahohina ve aloha ny hena ?
32. kinaoly ( 04/04/2006 07:41)
Fiffi> andrahona doly na ny legume na ny hena, fa zista alohan'ny androtsahana ny atody de mody alefa ao anatin'ilay atody aloha le hena na legume de kapohina kely miaraka hifangaro :D, de endasina aveoooo de aveo hanina ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1278