very ny zanako

1. bonaventure ( 24/03/2006 08:40)
slt,inona aky no tokony hataoko satria netiny vadiko nitsoka ny zanako tsy fantatro hoe aiza ry zareo,ny adresse nipetrahany farany tany lareunion dia avy eo henoko hoe tany dago dia najavona,izany hoe nangataka divorce izydia vao azoko ilay convocation t@ tribunal tany lareunion dia notapahany hatreo ny faneraseranay,zoko ve ny mangataka ireo zaza hiarahipetraka amiko aty france ok
novalian'i Fiffi ny 10/04/2006 04:32
2. Fiffi ( 24/03/2006 09:30)
tena zo-nao mihintsy satria izy no nandao ny tokatrano.
3. rurik ( 24/03/2006 10:37)
ka firy taona aloha le zaza sao mbola kely loatra?
4. andrea ( 24/03/2006 13:03)
ary raha manontany ny fianakaviany hoe aiza ry zareo? tsy mahita hevitra mihintsy angaha hoe aiza ve ry zareo? teneno izy na ny fianakaviany fa zo anao amin'ny maha Ray anao no mahita ny zanakao .. Ary voatery tsy maintsy halamina ny hahita ny marimarina hifanarahana fa zon'ny ankizy no mahita ny rainy ( sy ny reniny). Mandefa taratasy amin'ilay adresse 'lareunion' asivo accusé de reception hoe mitady ny zanakao ianao.. Ataovy izay hanana porofo .. fa
5. Fiffi ( 25/03/2006 17:56)
rehefa mbola tsy feno 13 taona ny ankizy izay afaka misafidy hoe any @ iza aho no hipetraka dia zonao ny fangatahana ireo zanakao hiara-hipetraka aminao
6. bonaventure ( 05/04/2006 08:47)
rurik:

ka firy taona aloha le zaza sao mbola kely loatra?


ny kely indrindra efa ho 5ans ,11ans,13ans,tsy hita izay hatao fa dia isaky ny mahita zaza mitovy dia lasa ny eritreritra ok
7. Fiffi ( 05/04/2006 08:48)
8. Herimiafina ( 08/04/2006 21:25)
bonaventure:

slt,inona aky no tokony hataoko satria netiny vadiko nitsoka ny zanako tsy fantatro hoe aiza ry zareo,ny adresse nipetrahany farany tany lareunion dia avy eo henoko hoe tany dago dia najavona,izany hoe nangataka divorce izydia vao azoko ilay convocation t@ tribunal tany lareunion dia notapahany hatreo ny faneraseranay,zoko ve ny mangataka ireo zaza hiarahipetraka amiko aty france ok

ahan :@:@
Zonao tanteraka kah, raha voaporofo fa tena olona tsy misy ilavana azy ilay vadinao dia afaka iadianao soa amantsara ny garde des enfants raha manana ny capacité hanao izany ianao.
Maka detective privé de asaivo manao ankety momba ny vadinao, fa na mampirafya za izy dia azo alaina ny zaza, fa an de izanya za mila mba baibala ianao an1 ahan :@:@

9. Fiffi ( 10/04/2006 04:32)
fa 11 sy 13 taona zany ry zareo efa hafa indray ny lalàna an! satria efa afaka misafidy ny ankizy hoe hipetraka miaraka @ iza indrindra moa raha eto frantsa , saingy kosa azo hatao hiany zany hoe fandosirana ka mety ahazo ny rariny ianao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1911