Fitaizana be antitra
1. xxx
(
24/03/2006 06:47)
Miarahaba antsika rehetra!!
Saika mba hanontany aho hoe: Mba misy toerana fitaizana be antitra ve tsy Lavitra an'antananarivo (karazana maison de retraite médicalisée) ?
Fantatro hoe tsy eken'ny fisainana malagasy loatra ilay fanontaniana kanefa rehefa mavesatra be ilay aretin'ilay olona tena na ny ain'ny mpitaiza aza mety hanaraka;
Misaotra mialoha izay hamaly.
XXX

novalian'i Veloo ny 26/03/2006 02:20
4. xxx
(
24/03/2006 07:08)
Misaotra amin'ny valinteninareo fa aiza ho aiza eny Faravohitra izany sao mba ananareo ny coordonnées?
Efa ela ihany mantsy ny nialako tany dia somary very hevitra.
Ary ry Masera ve mandray olona tsy katolika?
Misaotra mialoha.
Efa ela ihany mantsy ny nialako tany dia somary very hevitra.
Ary ry Masera ve mandray olona tsy katolika?
Misaotra mialoha.
5. ari.malala
(
24/03/2006 07:10)
Manontania ny maison de la charité eny Tongarivo, na ny foyer de vie eny ANdrainarivo
6. miantra
(
24/03/2006 07:18)
Misaotra indrindra amin'ny valiteninareo tsirairay fa dia ezahiko ho contacter-na ireo nomenareo ireo aloha.
Misaotra amin'ny "compréhension" nasehonareo.
M.
Misaotra amin'ny "compréhension" nasehonareo.
M.