niverina @ilay vady niterahana taloha

1. bonaventure ( 24/03/2006 08:46)
Slt ,dia mba mety ve izany hoy nareo,ny rafotsiko efa nananjanaka no nivady izahay,efa folotaona no niarahanay dia mbola niampy roa ny ankizy ,ankehitriny gaga aho fa naheno fa niverina t@ ilay rain'ilay zanany indray ny rafotsiko dia izao nanjavona izy efa mianaka izaho irery no tavela ,inona no tokony hataoko
novalian'i cocorie ny 07/04/2006 06:46
2. Fiffi ( 24/03/2006 09:26)
gaga aho fa naheno fa niverina t@ ilay rain'ilay zanany indray ny rafotsiko
ka marina ve aloha io ? sao dia tsahotsaho fotsiny aloha ? ary efa nadeha tany ve ianao nijery marina fa any tokoa izy ? Raha izany marina aloha dia tsy rariny mihintsy izany an! 2 be zao ve ny zanakareo dia avela fotsiny ao ianao ?
3. mandrindra ( 24/03/2006 09:29)
fa nisaraka ve aloha nareo e?
4. soasoafy ( 24/03/2006 13:36)
mampiresaka ve ianao aloha sa tena marina io voalazanao io?
Vahaolana : ataovy toy ny tanala very sampy e,ny manova no mety, sady ianao lehilahy, ny lehilahy hono ange tsy mba ratsy e, fa zao fotsiny mahaiza mifidy tsara.
5. Jorobe ( 24/03/2006 14:43)
Mafy izany...:?
6. vancleef ( 24/03/2006 18:09)
Izaho aloha dia tsy manana hevitra firy satria sarotra ny manome toro-hevitra rehefa tsy ianao no mitaty ny vokany. Ny zavatra tsingaritro fotsiny dia ilay pseudo bonaventure tsy tokony hoe mauvaise_aventure ve ! Na izany azy dia mahereza fa raha iray no very dia folo no hita
7. Veloo ( 24/03/2006 19:06)
:-D
8. fasaly ( 24/03/2006 19:24)
tsy tongatonga ho azy lay fisarahana ary tsy hanjavona ho azy izy efa mianaka fa ianao ihany no mahalala zay zava niseho tao....:)
de mangalà fotoana aminy de miresaha tsara kalou de rehefa tena tsy misy hevitra ny hi recuperer na azy reo de atao ahoana fa izay lay fiainana dz korazy ....
9. Lejim ( 24/03/2006 19:31)
oh lesy e, dia inona ny olana. Lasa izany ny vadin'la efa antitra nefa mbola tsy elah koa blemevana amin'izany fa izy. Ataon'la tsy maro ny bandy mivavaka mba hanao toy izany doly ny vadin'izy ireo! :-D
Vandiko izany fa fantaro tsara aloha sao dia tsy any tampoka izy ireo fa nidiram-bitan-dratsy any ohatra. Tsy azo ankinina amin'ny honohono ny resaka otran'izany. Dia rehefa hitan'la hoe, tena any izy ireo ary sambatra izy dimy mianaka, izay vao mitombona io nosoratako ambony io:-D. Tonga dia modia elah, aza atao hitan'izy ireo na fantany akory hoe, nitady azy ireo ela. Dia vita ny tantara.:roll: :-D
10. Herimiafina ( 24/03/2006 20:13)
Maninona marina moa?8)
11. ikalakintina ( 24/03/2006 20:58)
aza mahavoa ny gavo manta, tsy evident anie zany oe lasa ramatoa miaraka am zaza izany e!, de eo indray ve vo anorina folo taona am iza sy zaza roa am iza mbola tadiavina, ny evitro aloa de miresaha nareo hoe fa nisy inona tao? fa nisy antony io de itanao arakarakiny valiny no ataoanao, de bonne chance e!
12. Fiffi ( 25/03/2006 06:35)
Dia rehefa hitan'la hoe, tena any izy ireo ary sambatra izy dimy mianaka,
tsy azoko indray izany fomba fanampiana ny namana izany an! malahelo izy mitantara ny zava-miseho , ny zanany etsy an-daniny , dia hijanona fotsiny @ zao ve ?
Tonga dia modia elah, aza atao hitan'izy ireo na fantany akory hoe, nitady azy ireo ela. Dia vita ny tantara.
fa ahoana kosa ary eh ? vadiny zao ve rangaha dia raha hitany hoe aiza ry zareo dia izao no tokony hataony ?
13. sakaizakely ( 25/03/2006 12:49)
Prems : vadinao nolalainao ve dia ataonao hoe Rafotsy ? Maninn tsy atao koa hoe bobonne, memère na ma grosse tanche tant que tu y es ??? Raha za manokana aloha ka antsoin'ny vadiko ohatran'izany dia marina ny azy, ilaozako eo izy. C'est révélateur de votre relation izany.

Deuxio : aiza ny fifampiresahana @ mpivady ? Le dialogue ! Le dialogue ! Tsy misy communication ve aminareo mivady no dia toa honohono fotsiny no sisa ? Tsy miara-mipetraka intsony angaha enareo ? Tsy mifampiresaka intsony ? Rehefa tsy misy intsony ny fifampiresahan sy fifampizarana hevitra dia tsy misy antony hiarahana intsony fa ny misaraka tokoa no mety.

Alohan'ny hiavian'ny orana dia maizina ny lanitra, takon'ny rahona ny masoandro. Dia tsy hitanao ve ireo rahona mainty be ireo alohan'ny nilatsahan'ny orana ?


bonaventure:

Slt ,dia mba mety ve izany hoy nareo,ny rafotsiko efa nananjanaka no nivady izahay,efa folotaona no niarahanay dia mbola niampy roa ny ankizy ,ankehitriny gaga aho fa naheno fa niverina t@ ilay rain'ilay zanany indray ny rafotsiko dia izao nanjavona izy efa mianaka izaho irery no tavela ,inona no tokony hataoko



14. Fiffi ( 25/03/2006 17:53)
Prems : vadinao nolalainao ve dia ataonao hoe Rafotsy ? Maninn tsy atao koa hoe bobonne, memère na ma grosse tanche tant que tu y es ??? Raha za manokana aloha ka antsoin'ny vadiko ohatran'izany dia marina ny azy, ilaozako eo izy. C'est révélateur de votre relation izany.
:evil::evil: inona no mahasositra anao @ izay fiantsohiny ny vadiny ? raha te-hanampy azy ianao dia : "Prems" arakin'ny voalazanao dia aza izay fomba fiantsohiny ny vadiny no tsikeraina voalohany!!!
Maninn tsy atao koa hoe bobonne, memère na ma grosse tanche tant que tu y es ???
:evil::evil::evil::evil:
Izao ve rangaha no mba hatao hoe namana mba hangatahan-kevitra kle!
15. patrick2002 ( 25/03/2006 18:28)
sakaizakely: Ny etat d'esprit-nao mandray azy ihany io na inona iantsoan'ny vadinao anao na inona,sakaizakely izany izao,raha hotsolongoina dia azo adika hoe maitresse satria sakaiza kely.:wink:
sipa ,avy @ hoe passe izany hoe passe-temps.ao no misy hoe ny ankizy-ko,f'angaha izy io ankizy,ampianarina mamindra.Fa tsy tokony horaisina @ detail kely hoatr'izany ilay zavatra:P
16. patrick2002 ( 25/03/2006 18:41)
Ny ahy aloha tsy hitako intsony izay hitadiavana ny antony (nampandeha an'i Ramatoa io ah) ,satria misy antony foana io ,tsy mila mitady akory izy,fa tonga dia mahita ,oH miserasera ao @ serasera.org foana i bonaventure,efa antony izay.
dia heverinareo ve fa tsy misy antony tokony hisarahanareo @ malalanareo ianareo rehetra ireo:?:
fa mbola samy manana objectif daholo dia mipetraka.
Ka ny ahy dia amboary ny saina mbola misy,mangidy lavitra noho izany,tsy ianao irery no nandalo an'izany fa betsaka ireo efa zokinao no efa nandalo t@ izany,ka mahereza.TSY MISY NATAO HO FATY ANKAZO-TOKANA ETO LETY AH!Ny zaza no mba vangivangio,sy mba hanontanio vaovao.
17. Ralay ( 25/03/2006 19:32)
Tena mandinika mintsy i patrick2002 zany fa ny zavatra voatazoko @ilay resaka dia ny hoe TSY MISY NATAO HO FATY ANKAZO TOKANA ETO LETY AH :lol: koa dia aleo aloha maka hazo roa vao maty raha izany kle :D
18. Fiffi ( 25/03/2006 20:12)
Ralay: :-D:-D:-D:-D
19. sakaizakely ( 25/03/2006 20:18)
Fiffi, misy dikany lehibe ny surnom ifampiantsoana eo @ mpivady. Raha amiko manokana dia feno fanesoana be ilay hoe Rafotsy ka tsy azoko ekena amin'ny anaran'ny vehivavy rehetra nefa moa raha toa aminao tsy mampaninona dia miala tsiny raha manafintohina anao iny tsikera kely iny. Ny forum moa dia fahalahalana ilazana ny ao antsaina rehetra ka raha toa sakanana io fahalalahana io dia tsy misy dikany intsony fifanankalozankevitra fa dia manao politiquement correcte fotsiny sisa. Tsy haiko anefa ilay manao langue de bois...

Ka amiko dia péjoratif be ilay hoe Rafotsy ary mifono zavatra betsaka mikasika ny relationnel n'izy roa. Ca fait vieux jeux ary tsy misy resaka séduction intsony fa dia routine sisa. Et quand la routine s'installe... ça passe ou ça casse. Ici, naleon'le ramatoa ni-casse. Constatation fotsiny izany fa aza raisina pretexte amelezana ahy indray e !


20. Fiffi ( 25/03/2006 20:37)
sakaizakely ah! ka ilay izy anie dia izao eh! ny fomba filazanao azy dia tena ohatran'ny hoe tena ratsy ny fiantson'ilay olona ny vadiny azy , ka raha ny vadiny moa tsy mba niteny t@ io fa nanaiky an'io izy , ary matoa i bonaventure manao an'izany sur aho fa efa mahazatra azy ireo izany ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1415