niverina @ilay vady niterahana taloha

41. cocorie ( 07/04/2006 06:46)
Ka i bonaventure aza tsy nandalo nanome vaovao intsony fa dia nataony bonne tokoa ny aventure-ny. Zavatra tsy misy akory angamba zany fa mba te hampiresaka razoky.
Eny fa na misy aza te hanamari-tena izy hoe lasa ny vadiny fa izy nijanona kanefa ny vy tsy mikitrana irery fa matoa izy mande de mety manaintaina be ny aventure miaraka aminao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0663